io fa gasin andafy safiotra

1. bazylou ( 11/04/2014 21:34)
Ny PM ry gasin andafy izany. Tohano izy fa na teny gasy aza tsy Hainy.
Sady le gasin andafy fatritrany mihitsy an.

Hahazo taratasy daholo amin izay ny klandy rehetra fa efa andevo frantsay no eo.

Beuuurrrk

Hitanareo tsara no anaovan ny gasy an io PM safiotra io. Ity aho eto 'fa na ny misitrtany aza hivarotra azy.

Beuuurrrk
novalian'i hadji ny 17/04/2014 14:28
2. endriny ( 13/04/2014 02:36)

bazylou:

Ny PM ry gasin andafy izany. Tohano izy fa na teny gasy aza tsy Hainy.
Sady le gasin andafy fatritrany mihitsy an.

Hahazo taratasy daholo amin izay ny klandy rehetra fa efa andevo frantsay no eo.

Beuuurrrk

Hitanareo tsara no anaovan ny gasy an io PM safiotra io. Ity aho eto 'fa na ny misitrtany aza hivarotra azy.

Beuuurrrk


Rehefa tsy hay ilay olona dia aza miteniteny foana fa tsy nahay noho io ianao teny Ankatso
3. bazylou ( 15/04/2014 08:14)
Aleonay ry jaona olona tsy mahay tia tanindrazana mahay teny gasy sy mahalala ny gasy no eo Toa izay izao fatritrana taaaaa mbazaha rehetra izao a.

Tohizo ihany fa hisy patsa tsy omby vava atsy hoatsy.


Beuuurrrk
4. hery ( 15/04/2014 08:15)
Ohatry ny fanavakavahana be ihany izany an.

Ny mahay teny merina ihany ve no atao hoe mahay teny gasy?
5. endriny ( 15/04/2014 08:32)

bazylou:

Aleonay ry jaona olona tsy mahay tia tanindrazana mahay teny gasy sy mahalala ny gasy no eo Toa izay izao fatritrana taaaaa mbazaha rehetra izao a.

Tohizo ihany fa hisy patsa tsy omby vava atsy hoatsy.


Beuuurrrk


Mampalahelo ianao

Voalohany aloha dia tsy hainao akory fa I Monja Jaona dia sady mpampianatra no mpanoratra, ary mpitolona ihany koa , nafa dia sahinao ebahina fa tsy mahay... Dia gaga aho

Faharoa olona lehibe tao Antananarivo ry Roger koa ahoana no tsy ahay hiteny gasy?

Fa ny mandreraka fotsiny dia ilay hoe praiminisitra Malagasy nefa tsy mino ny maha Malagasy azy, fa mitondra ny zo frantsay...
6. hadji ( 17/04/2014 14:28)
mba ampisehoy ary hoe ny fahizandrangahy teo niseho nilay nefa izao tsy milay taaa ndray efa hamadika palitao ve nareo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3533