gasy ve ianao

1. bazylou ( 17/03/2014 10:00)
Raha gasy ianao dia mitsangana manohatra izao fandrebirebena sy famonoana an i madagasikara izao.
Tsy afaka ny hahita masoandro mihitsy ny ambany lanitra raha izao fisolelafana vazaha sy metisy rehetra izao no tohizana.
Mila arodana sy soloina vaovao io fitondrana io satria ny omaly tsy miova no ataony.

Rajao mbola lany andro misolelaka vazaha satria tsy misy hazon damosina.

Raha Toa azy ianao dia ovainy ny anarana sy ny nationalité dia miala ao madagasikara fa tsy anao io.

Beuurk
2. hery ( 17/03/2014 11:59)
Nanao ireny ny Gasy lazainareo fa monopole dia naonganareo sy nosoloinareo tetezamita 5 taona kou. Nisy fifidianana teo tsy nofidinareo izay hitanareo fa tena hahavita azy. Dia miaraha miaritra ao e.
3. zazabel ( 17/03/2014 12:10)
Hery a, tsy nifidy an'io kosa zay eh! sady tsy nanongana tam'2009, saingy ny handrodana ndray aloha ts mety tsony mints kosa an! ko ra ts zany fona no atao raharaha eto... Inay aho tam'andro taloha (talohan'2009 io) mbola manitra ery ny tongolo, sady tondraka ny tantely sy ronono...
4. bazylou ( 17/03/2014 19:03)
Rehefa tsy mety dia esorina fa tsy hoe ianareo ihany no teo e, zao e.,Aleo miasa teo daholo rehefa tsy mamela.
Io ilay lazaiko rahery a, ovay ny anarana dia manaova nationalité vaovao fa aza mankany na miteny hoe gasy intsony fa fanetrybben ny tany ny gasin andafy.

Beurrk.
5. vahiny2004 ( 18/03/2014 12:44)
bazylou:

Rehefa tsy mety dia esorina fa tsy hoe ianareo ihany no teo e, zao e.,Aleo miasa teo daholo rehefa tsy mamela.
Io ilay lazaiko rahery a, ovay ny anarana dia manaova nationalité vaovao fa aza mankany na miteny hoe gasy intsony fa fanetrybben ny tany ny gasin andafy.

Beurrk.


Ny anareo kosa ry Bazy rehefa tratra fa diso paika dia ny gasin'an-dafy no omenareo loza !
Izay ilay hoe notenenina ihany fa hé hé dia izao miantsoantso hoe dony aho ranaotra
6. hery ( 18/03/2014 17:22)
Tsy tany Madagasikara aho tamin'ny nandrodananareo fanjakana tam 2009, tsy tany tam nifidiananareo an'io constitution nofidin'ny firy isanjaton'ny Malagasy io, tsy tany tam 2013 nanaovanareo fifidianana fifidianana nisy hosoka be vata koa nahoana no izaho no lazaina ho olana?
Ianareo no nifidy dia ianareo no mizaka ny vokany
7. andrywui ( 22/03/2014 14:58)
hohohoh mapmé i hery , mapmé bazily !!!

nenah alou de Aremaa mena mahazooo !!!...zay ihany nenah ! ou bien Vahombey !

8. Fitokisana ( 06/06/2014 11:42)

bazylou:

Raha gasy ianao dia mitsangana manohatra izao fandrebirebena sy famonoana an i madagasikara izao.
Tsy afaka ny hahita masoandro mihitsy ny ambany lanitra raha izao fisolelafana vazaha sy metisy rehetra izao no tohizana.
Mila arodana sy soloina vaovao io fitondrana io satria ny omaly tsy miova no ataony.

Rajao mbola lany andro misolelaka vazaha satria tsy misy hazon damosina.

Raha Toa azy ianao dia ovainy ny anarana sy ny nationalité dia miala ao madagasikara fa tsy
anao io.

Beuurk






Isika gasy tsy hahavita tena irery izany e! Mila ny olona avy any ivelany foana. Na firenena matanjaka aza tsy mandeha irery fa mila mitambatra toy ny EU.

Io hanongana fanjakana io foana ve e? Mampihomehy sy mampalahelo le toetsaina!!! Ra mba misy solution mompetrapetraka moa refa voaongana ny eo ka haninona.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1505