mampalahelo ianao ry malagasy fa dia mpiesonin'ny mpitondra anao

1. rabaradaka ( 15/03/2014 12:26)
mampalahelo ihany leretsy isika malagasy olon-tsotra fa dia ampiesonin'ireo mpanao politika : lazaina fa IST i Ravatomanga dia avy eo nofoanana. I Hery sy Ravato ange ka niara-nanao bois de rose e ! Mpiakama ireo ! Zao natsoina nalaina am-bavany indray ireo karana akaman'ny MAPAR, fa iza ireo fa tsy ireo nanome vola an'i Hery daholo ange ! Dia mbola miesona eo ihany ianao ry akama ! Ho avy ny andro tsy hiesona intsony isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.274