Misy betsaka ny azoatao PM saingy hay tsy izy koa

1. rabaradaka ( 15/03/2014 12:19)
Anisan'ireo anarana nadehandeha tany i ZAFIMAHOVA Serge fa hay rehefa nohalalinina dia anisan'ireo taranaka nampiady ny malagasy tamin'ny andron'ny vazaha lay zalahy io. Ankoatra an'izay dia tsisy mahay na iray aza ireo grand sud-est manodidina azy, ireo mantsy no ianteherany. Fa raha fahalalana kosa aloha dia raitra tsara i Serza saingy toa nofon-kena ambony pô no fijery azy, mahatehihinana saingy ambony tavimandry
2. andrywui ( 16/03/2014 09:15)

rabaradaka:

Anisan'ireo anarana nadehandeha tany i ZAFIMAHOVA Serge fa hay rehefa nohalalinina dia anisan'ireo taranaka nampiady ny malagasy tamin'ny andron'ny vazaha lay zalahy io. Ankoatra an'izay dia tsisy mahay na iray aza ireo grand sud-est manodidina azy, ireo mantsy no ianteherany. Fa raha fahalalana kosa aloha dia raitra tsara i Serza saingy toa nofon-kena ambony pô no fijery azy, mahatehihinana saingy ambony tavimandry


Fa otraotran'ny tadiavin'ny rehetra ho ajanona eo zany i Beriziky a ,,i Cenit alou de beriziky 100% otrzay ko ry leonidas sy ny namany ireo , mahafeno fe petra 80% eo iany manko ngah io
3. rabaradaka ( 18/03/2014 06:16)
raha Beriziky aloha dia efa mankaleo e, tsy mamely io rangahy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1748