HAMINGANA DE HANDRAVA FOANA fffff...

1. andrywui ( 04/02/2014 09:13)
Fa isika Malagasy ireto ve defa voaozona handrava Fitondrana foana e ,,,sao de mba efa VOAOZONA hijanona anaty tunnel maizina sy toekarena ambany , vahoaka mahantra fa matavin'ady nefa !! Maninona raha mba mihoitra otran'ny nataon'ny Japoney ?? Tena mampalaelo isika ka !!
OTRAN'NY HOE FAHAVALO IZAY FANJAKANA REHETRA MIJORO TEO ( na arema , psd , tim, undd , tgv ,hery vaovao ) atsangan'ny Gasy ho fahavalo daholo NEFA TOKONY HOE MIARA MAMPIAKATRA NY FIRENENA NY VAHOAKA+ MPITONDRA REHETRA
novalian'i hadji ny 23/02/2014 14:43
2. mirananirina ( 04/02/2014 20:04)
Tsy hoe voahozona fa rehefa tsy mahazo seza dia manohitra, angaha misy mitady hanongana sahady Rahery? Mamy ny seza sy ny fahefana an!
3. andrywui ( 04/02/2014 20:18)

mirananirina:

Tsy hoe voahozona fa rehefa tsy mahazo seza dia manohitra, angaha misy mitady hanongana sahady Rahery? Mamy ny seza sy ny fahefana an!


Tena efa misy hafahafa fihetsika ao aa ,,,,
Tena i Rajoelina no bebe mokony tsy mapilamm afera amzao de otran lagy daolo ny olona. Ho eny Ambohitsorohitra zany hono lery e ,,, kivy daholo ny daoly fa otran mararintseza kou i tonton Joelina aa ,,tokony hilamm iany alou fa otran mitady hapme be le izy resatsika pianakavy ato ihany fa tsy de milay loatra le fika aaaa
4. hery ( 04/02/2014 20:23)
Rajoelina ve hahagaga e.
Ianareo ihany anie no tsy mahita fa izahay efa nahita hatramin'ny 2009 e.
Heverinareo fa fitiavana an'i Ravalo no nahatonga anay niteny.
Ihafio ao e
5. mirananirina ( 04/02/2014 20:23)
Koa MAPAR tsinona ko, hihi adinony fa manana ny ekipany koa Rahery fa tsy ny andrajoelina rehetra no midongy toerana eo,
6. andrywui ( 04/02/2014 22:19)
Zavadoza b fa tena mitady hanohitra an'i Hery vaovao i Mapar , tena efa sangy miotry ny loha kosa n'a zany aza satria vao tsy maina akory ny ravina nihinanana ve defa hilahatra sahady !! Na innn antony na inn ,,na ÀV7 na solika na inn de le milahatra mihitsy no égale grève !!! ......mamay be ty afera ty
7. Maranatha ( 05/02/2014 11:13)

andrywui:

Zavadoza b fa tena mitady hanohitra an'i Hery vaovao i Mapar , tena efa sangy miotry ny loha kosa n'a zany aza satria vao tsy maina akory ny ravina nihinanana ve defa hilahatra sahady !! Na innn antony na inn ,,na ÀV7 na solika na inn de le milahatra mihitsy no égale grève !!! ......mamay be ty afera ty

fa angaha moa tsy andrywui ihany moa no Andry Rajoelina??? Tsy azoko? http://forum.serasera.org/forum/message/m4c2878aabc4f7#m4c28b523f3495
8. ombelline ( 05/02/2014 12:53)
andrywui:

Zavadoza b fa tena mitady hanohitra an'i Hery vaovao i Mapar , tena efa sangy miotry ny loha kosa n'a zany aza satria vao tsy maina akory ny ravina nihinanana ve defa hilahatra sahady !! Na innn antony na inn ,,na ÀV7 na solika na inn de le milahatra mihitsy no égale grève !!! ......mamay be ty afera ty


Amboary izy fa any aminareo ny lakilé e ;)
9. andrywui ( 05/02/2014 13:04)

ombelline:

andrywui:

Zavadoza b fa tena mitady hanohitra an'i Hery vaovao i Mapar , tena efa sangy miotry ny loha kosa n'a zany aza satria vao tsy maina akory ny ravina nihinanana ve defa hilahatra sahady !! Na innn antony na inn ,,na ÀV7 na solika na inn de le milahatra mihitsy no égale grève !!! ......mamay be ty afera ty


Amboary izy fa any aminareo ny lakilé e ;)



Ok ok ok ,,,, netsika filaminana sy fiainambahoaka no jerena ka refa miditra amn mangidy i tonton de voatery ajann forcé io fikany io ka ,,,, tokony consigné daolo ny bandy alou de arrêter n'a le izy fa fika mapme ....iza ary no tena latety fopla ao ???
10. hadji ( 23/02/2014 14:43)
aza miatabataba eh nareo ihana no nanao anireny rehetra ireny mivarotra palitao double face izahay izay te hividy e zonareo izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.922