solombavambahoaka

1. alfantomas ( 15/12/2013 17:17)
dia ahoana indray ireto mpihazakazaka maro maniry ny ho eny tsimbazaza ireto ve mba tena mahalala ny andraikitra hosahaniny marina sa maika ny hangoronkarena fotsiny ihany? sao mantsy dia ho MPISOLO VAVA NY VAHOAKA HIHINANA FA TSY HISOLO VAVA AZY IREO AMIN'NY HETAHETANY...
2. cyril ( 16/12/2013 05:02)
samy anao publicité sy fampiseona ihany v tsy aleo tong d ialahy mihitsy no milatsaka toy zay le panao politika miteateaka kely eo akaikin'la
4x4 gratuit be zao nge, miaraka am trano etoan'ny fanjakana, kaly, jiro, rano... tsy migadra ialahy na manao risoriso b aza. Faritan'la fotsin nytanin'ol dia azonla.
Avy eo refa tezitra ny ol d ny fanjakana no mody kian'la kely. Mody hoe ts TIM tsony la refa romotra am fitondrana tim ny vahoaka. Na mody tsy TGV koa ela refa tezitra am TGV ny vahoaka. Dia mosy ra8 sy tgv no kian'la isan'andro d mody lazain'la fa fadiranovana ny vahoaka. Madio amzay ny tanan'la avy eo.
ela ve mbola tsy napenarin'i dadabe rtsirahonana e, ny namany rehetra efa zany foana f'anga izy miteniteny am'la? efa mitravy postana direktera am ministera daholo ze tsy lany eo
3. tsipolitra ( 16/12/2013 14:46)
manao izay hahazoana toerana fotsiny ny sasany fa tsy mahafantatra na mahalala akory ny andraikitry izany depiote izany.
4. Rajorina ( 17/12/2013 16:42)
cyril

De zay daholo zany ny tena tanjon'ireo olona hilatsaka ireo? Ngamba azo jerevana ihany kosa
le efa mainty molaly teo mba hanavahana hoe iza ny izy eee,...
Zay manko le tsy azo ampianarina ny vahoaka zay hoe tsy misy tsony Espoire zay,.. Aleo na farafaharatsiny aza manao Espoire pokaty toy izay mamohifohy ny vahoaka,... Io no mampirogatra ny aretina nohon'ny tsy fitandremana sy ny tsy fahalalana arahin'ny tsy fisin'ny enti-manana, ny tsy fahampian'ny civisme: fiakaran'ny halatra sy vono-olona etsy sy eroa, tsy misy fifandeferana,...(le fanaparitahana ny hoe "tsy misy Espoire intsony" ny tiako tenenina)..

Zava-dehibe hoan'ny firenena zany fifidianana zany fa aza ambanina,... misy betsaka ny firenena tsy mahazo izany anjara hoe haneo ny heviny zany,.. ka mandehana mifidy ra any Dago,.. na ampirisio ny namana sy ny havana ary ny olom-patatra mba hifidy,.. Tsy hisy otri zao tsony ratsy afaka 5taona ndray, ka mba ts hanameloana ny hafa aleo maneho ny heviny ny tsirairay..
5. andrywui ( 19/12/2013 12:31)
maka toerana deputé ze azo alou ry bainn fa aza be wawaw eo elah aa inona kou mo no azonlah atao eo fa manao lalàna fotsn elah de basy ,refa tsy hanantanteraka ry lerony na hanao lalàna bobaka eo aza elah ,,fopla fona io ,, huhuhuh ,
fa ny mot de passe n'io cyril io aza novainlah fa tsy TOCOJU tsony nefa talou valala iray hifanapahana ny Mot de passe kou andrywui noketsainlisany mitsamy za tsy naninnn ,,nefa olona firy no niadivanlisany tamle andrywui io tato ?? lasa niady tsy fidiny amzao olona rehetra zao ah ,, zao nefa ovainlah fotsiny ny mot de passe n'io "cyril" io !! elah bainn bandy malhonnete elah aa ,, alefaso email amiko ny mdp n'io s 'il t plai
6. cyril ( 20/12/2013 06:34)
mivika b kou le hoe aleo ampanantenaina na fampanatenana pokaty aza

eo ela rawiwi ampanatenaiko mdp a, andramo ny we LOTSHI na MANGA na VOALOBOKA... x| muahahaha
7. andrywui ( 20/12/2013 18:47)
sakaiza manody,,,
lodsy sy manga ve les no mba mdp valimpitia omenlah ana nefa ny mdp ko tam andrywui io niadivanlah tam hery ,zama , noue sns zah tsy niolana , , , tazony any nenlah e tsssss
8. tsipolitra ( 10/09/2014 15:05)
solombavahihinana ireo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4086