Nataon'i Ravalomanana ihany no naverin'i Rajoelina

1. mirananirina ( 10/12/2013 14:22)
Raha ratsy Rajoelina dia ratsy koa Ravalomanana. Tsy hitako mihitsy izay mbola nifidianan'ny Malagasy ny ekipan'ireo olona ireo. Nefa betsaka ihany ireo kandida t@ ny 1è tour...sssss!!!!
Adinotsika marina ny zvt niseho t@ nahazoan'i Ravalo ny fitondrana t@ 2002, ohatra: betsaka ireo olona (toy i Pierrot Rajaonarivelo)no tsy navelany niditra an'i Madagasikara. Nampidiriny amponja daholo ny teo @ fitondrana teo aloha(toy ny praiministra farany).Dia hoe DJ na mpanakanto no ho eo @ firenena tsikera be manadala nefa adinony fa i Ravalo ange ka nivarotra yaourt t@ bicyclette dia nindrana vola t@ banque mondiale dia lasa nanakarena be tampoka eh! Betsaka ny miaramila tsy nomeny asa sy tsy nomeny grady.Jereo t@ fifidianana 2006, 1er tour dia vita (nisy raha tao).Lazaina fa niakatra be t@ fitondran'i Rajoelina, nefa niakatra be koa t@ Ravalomanana, tsy nitovy t@ Ratsiraka.Tsy manampahaizana Rajoelina hono, fa Ravalomanana inona ny fahaizany?(Raha hoarina @ Ratsiraka)
Fakana tanin'olona, fanimbana fananan'olona adversaire t@ politika, exoneration ny taxe ny groupe tiko, nogadraina ny akamaroany adversaire politika, ny afera DAEWOO,Ilay Air Force One sns.....Jereo tsara fa ireo navela no narahiny sy nataon'i Rajoelina t@ tetezamita??? Nahavita h@ nividy avion mihitsy i Rajoelina hitovizana @ Ravalo grrrrrr
Fehiny: Raha ireo olona 2 ireo no mitsabaka ny fitondrana dia VALIFATY sy SEZA no misy fa tsy hiraharaha izay Malagasy any na ihinana ta. sy am... aza ny Malagasy.
2. cyril ( 10/12/2013 18:33)
manin ndry ra mivarotra yaorta dia mindrambola am banque mondiale dia manakarembe e?
na manin ndry no tsy manao dj dia manao ben'ny tanana?
3. mirananirina ( 10/12/2013 19:32)
Eny eh, mety hoe mafy loatra angamba ilay filazako azy fa isika mahery manaratsy olona loatra fa tsy mahita ny ataon' ny tena. Ohatra ny mampalahelo ahy ilay ilazana fa mpanakanto i anona dia tsy tsara mirotsaka ho fidiana, tsy fantantra anefa ny zvt nataony sy ny fahaizany akoatra ny maha mpanakanto azy. Nefa @ io manohana mafy olona niakatra ny farimpanana.henjehina daholo izay ataon ny hafa , nefa ny an ´ny tena nanao toa io koa.Ary ny tena mampalahelo dia raha tsy maka Ravalo dia lazaina fa foza!!! Nefa tsy andravalo na andrafoza irery ny firenena. Izaho efa mivarotra bonbon coco izao ka.
4. andrywui ( 10/12/2013 21:13)
De ny nataondrajoelina ihany kou zany.zao no hataonizay lany eo ,,

De tsisy.hilamm io ra tsy olombaovao zany nga no mba lany teo

Vahombey ohatra ,,
5. betsileolahy ( 11/12/2013 06:07)
ka izay fiheverana ny hafa ho tsy dia mahavita inona izay mihintsy ange no tsy mampandroso an'ity gasikara ity euh...nefa na izany aza maro koa ny gasy tsy mijery afa-tsy ny ankehitriny ihany...
6. mirananirina ( 11/12/2013 15:22)
andrywui, amiko aloha dia personnalité-ny ilay HR no jereko fa tsy ny fiarahany @ Rajoelina. Raha Rajoelina no nilatsaka nofidiana teo dia tsy naka azy mihitsy aho. Ary tsy mitovy ny olona tsirairay na samy TIM na samy TGV na AVANA sns....Efa nilaza anie aho tetsy ambony fa samy tsy tiako na i JLR na i HR, nefa 2è tour tsy maintsy maka dia manana safidy malalaka ny tsirairay.

betsileolahy,izany mihitsy no tena marina, mitsikera mitsikera ary ny tena loza dia raha tsy mitovy hevitra aminy na manaraka izay tiany dia haratsiana.Izaho dia olona tena contre mihitsy ireny be tsikera fahatany ireny, izay angamba no antony nanaovako ity.Ka haiko mihitsy izao hoe raha maka an'i HR ny tenako dia hisy hilaza fa foza aho :( !!! Sanatria anefa izany, raha tsy tao ambadika i JLR i Ravalo dia nalaiko avy hatrany.
7. andrywui ( 11/12/2013 15:53)
Hafa be kou zay argumm entin'ï mirana zay ,,,zay alou e Hery vaovao.tsy Rajoelina , i Noue manko efa leombonanana am foza de refa misy tanany de foza zay , fa i hery kosa alou ra oharina amn jlr de jeune e sady manana programme. ,
8. ombelline ( 11/12/2013 16:04)

mirananirina:

Ka haiko mihitsy izao hoe raha maka an'i HR ny tenako dia hisy hilaza fa foza aho :( !!! Sanatria anefa izany, raha tsy tao ambadika i JLR i Ravalo dia nalaiko avy hatrany.


Ahoana no tsy haha foza anao ? Hery vaovao izany anie tsy misy e, tanam-poza izany, i Foza Rajoelina no misy sy mitazona azy ato aoriana

Arak'io voalazanao io ,eto @ ilany i Andry Foza sy HR , eto amin'ny ilany i JLR sy Ravalo
9. mirananirina ( 11/12/2013 16:42)

ombelline:


mirananirina:

Ka haiko mihitsy izao hoe raha maka an'i HR ny tenako dia hisy hilaza fa foza aho :( !!! Sanatria anefa izany, raha tsy tao ambadika i JLR i Ravalo dia nalaiko avy hatrany.


Ahoana no tsy haha foza anao ? Hery vaovao izany anie tsy misy e, tanam-poza izany, i Foza Rajoelina no misy sy mitazona azy ato aoriana

Arak'io voalazanao io ,eto @ ilany i Andry Foza sy HR , eto amin'ny ilany i JLR sy Ravalo
.
Efa nahiako mihitsy hoe foza aho rehefa sy naka ny akamadravalo!!!
Mba eritrereto tsara fa tsy manana choix afatsy 2 ianao dia @ maha olompirenena anao dia tsy maintsy maka 1 na tsy tiana aza.
10. andrywui ( 11/12/2013 22:08)

mirananirina:


ombelline:


mirananirina:

Ka haiko mihitsy izao hoe raha maka an'i HR ny tenako dia hisy hilaza fa foza aho :( !!! Sanatria anefa izany, raha tsy tao ambadika i JLR i Ravalo dia nalaiko avy hatrany.


Ahoana no tsy haha foza anao ? Hery vaovao izany anie tsy misy e, tanam-poza izany, i Foza Rajoelina no misy sy mitazona azy ato aoriana

Arak'io voalazanao io ,eto @ ilany i Andry Foza sy HR , eto amin'ny ilany i JLR sy Ravalo
.
Efa nahiako mihitsy hoe foza aho rehefa sy naka ny akamadravalo!!!
Mba eritrereto tsara fa tsy manana choix afatsy 2 ianao dia @ maha olompirenena anao dia tsy maintsy maka 1 na tsy tiana aza.




Grav ,,grav,,,grav ty resaka ty ,le mitambatra amin'ï Rajoelina mitsy mou zany no tena olana ?? Ka n'a defa hita fa olombaovao zao aza i hery vaovao de atao anatintsobikam-poza ihany ? Maninn ndray ary ra ovaina ny eritreritra oe ,tsy nanana Antoko politika nanndrotsaka azy i hery vaovao de niangavy ani Rajoelina mba hotaingenany ny Tgv (hery vaovao) de diso zany izy ? Tonga de lasa foza koa ??zany oe na Anjely aza zany no tohanan'i Rajoelina amn etikety Tgv defa homboy ihany ,,tena tsy fitiavana fotsn zao ane zany e
11. ombelline ( 12/12/2013 14:29)

andrywui:

Grav ,,grav,,,grav ty resaka ty ,le mitambatra amin'ï Rajoelina mitsy mou zany no tena olana ?? Ka n'a defa hita fa olombaovao zao aza i hery vaovao de atao anatintsobikam-poza ihany ? Maninn ndray ary ra ovaina ny eritreritra oe ,tsy nanana Antoko politika nanndrotsaka azy i hery vaovao de niangavy ani Rajoelina mba hotaingenany ny Tgv (hery vaovao) de diso zany izy ? Tonga de lasa foza koa ??zany oe na Anjely aza zany no tohanan'i Rajoelina amn etikety Tgv defa homboy ihany ,,tena tsy fitiavana fotsn zao ane zany e


Hoy ny Ntaolo hoe "izay miaraka amin' ny amboalambo dia amboalambo", dia hoy ny vazaha hoe "qui se ressemble s'assemble"

Izay mitovy @ Rajoelina ihany no miaraka aminy fa tsy misy mistery sy magie eo
12. andrywui ( 12/12/2013 16:52)
Ary raha Ravalomanana Marc mintsy no mangataka hotohanan'ny TGV après 5ans ,fa ohatra oe niady be tamn Robinson Jean Louis izy ,de aona ? Lasa foza ko zany i dada
13. mirananirina ( 12/12/2013 17:04)
Nisy Tim izay hifidy HR dia nanontany aho izaho hoy aho tsy tim, tsy tgv tsy avana fa aleoko maka HR fa ianao mahagaga ahy tim hiringiriny maka HR dia hoy izy : inona moa fa izaho mankahala Frantsay mafy, miady hoa? ny firenena dia olona Franco-Malgache ve hozy no hitondra ny firenena na zanak i dada aza aho.aleoko maka gasy 100% hozy!! Ka io olona metisse no betsaka mitondra ny firenena @ izao fotoana izao, ka samy manana ny tiany.
Tsy manaiky ity kosa aho aloha an! [Hoy ny Ntaolo hoe "izay miaraka amin' ny amboalambo dia amboalambo", dia hoy ny vazaha hoe "qui se ressemble s'assemble" ] samy manana ny heviny na ny ataony ny tsirairay fa tsy izay miaraka dia mitovy daholo. Sa ianareo Tim ireo mitovy toe tsaina daholo??? Mitovy toetsaina ve i Ravalo sy Dr e, tsy mino aho. Olona hiarahanao matory izao aza mety mpamono olona na mpangalatra sns... Dia toy izany koa ianao vadiny? Ntsss
14. Noue ( 12/12/2013 18:31)

mirananirina:


Raha ratsy Rajoelina dia ratsy koa Ravalomanana.




ny hamaliako an'i mirana dia tsotra fotsiny.

t@ naha teo an'Ravalomanana , nanank'asa ve ny akamaroan'ny olona ?

t@ naha teo an'rajoelina , manank'asa ve ny akamaroan'ny olona ?

t@ naha teo an'Ravalo , mirongatra be ve ny mpamono olona , ny mpangalatra , ny mpandromba ? ny famakian'trano etsy sy eroa miaraka @ basy ?

t@ naha teo an'rajoelina , milamina daholo na aiza na aiza ?

am-bava homana , am-po miheritreritra.

iza no tena RATSY ?

alohan'ny hanaovana comparaison dia diniho tsara ny lafiny sy ny tsara.
15. andrywui ( 13/12/2013 11:31)

Noue:


mirananirina:


Raha ratsy Rajoelina dia ratsy koa Ravalomanana.




ny hamaliako an'i mirana dia tsotra fotsiny.

t@ naha teo an'Ravalomanana , nanank'asa ve ny akamaroan'ny olona ?


marina daholo ny tenin'i Noue fa ity no tena tsy marina, tena tsy marina !!
be de be ireo very asa ry Noue ,, tena ny ankamaroan'ny vakinakaratra sy ny sakalava n'i menabe no tena nahita faisana tam fahaverezan'asa sy tsisy asa fa antsirabe io fotsiny tonga de niakatra 798 familles no tsisy arapaka tampoka rehefa nakatona ny mpanao fromazy rehetra !!

eny ee , zavatra kely madinika zany alo ra oharina am agoa , fa izao ane le sujet ee ,
RAHA AMINIZY ROALAHY (ROBINSON SY HERY VAOVAO (izay tsy foza "foza anarana" ) FA TSY FOZA ADALA
DE NALEON'NY OLONA NAKA AN'i HERY VAOVAO NOHO NY MAHA OLOMBAOVAO SY MAHA "TSY FOZA AZY"
zay kosa izy lesy ry Noue fa ny mahavoa anlah anie de oe refa miloko orange de homboy homboy homboy ,,, i Heriniaina Eugene zao mitovy fijery amiko kou ,,

sa aona Hery ??
16. andrywui ( 13/12/2013 11:38)
en PLUS nzay ry Noue de izao koa a ,,kizitimbelona be sy tia ady i ROBINSON JL ,,tsy azonareo eritreritra isaky ny miresaka ve entim-po be foana ngama ,, zany oe ahafaty olona betsaka ambadika izy io amnio fo ratsy io (tsy manaratsy ah) fa tena kozy marina zany , mora tezitra be nedala na zavatra kely tokony azo leferina aza ,,, eny e efa 65ans kosa izy ane e efa ho 70taona ko anie zany !!! de eo kou point iray itako ironan'ny olona amin'ny Hery Vaovao satria tsisy afatsizy roalahy irery sisa eo de aleon'ny vahoaka maka TANORA mbola vory saina tsara ,,raha mbola oe 55ans ane mbola azo lazaina oe tanora ihany e fa i ROBINSON 65ans huhuhuhuh
17. hobiclic ( 14/12/2013 14:24)

andrywui:

Ary raha Ravalomanana Marc mintsy no mangataka hotohanan'ny TGV après 5ans ,fa ohatra oe niady be tamn Robinson Jean Louis izy ,de aona ? Lasa foza ko zany i dada


misi olona tsi maateni ao an
18. andrywui ( 14/12/2013 16:05)

hobiclic:


andrywui:

Ary raha Ravalomanana Marc mintsy no mangataka hotohanan'ny TGV après 5ans ,fa ohatra oe niady be tamn Robinson Jean Louis izy ,de aona ? Lasa foza ko zany i dada


misi olona tsi maateni ao an


HOBICLIC ,,,MISY TSY MAHATENY MARINA AO ,
NEFA LOGIQUE ARY POSSIBLE IO ...
19. Rajorina ( 17/12/2013 16:28)
Salut daholo
Mahery fihetsika be nareo zany an. Le resaka Tiko sy mpivarotra yaorta aloha de tena Fialonana diso fipetraka e, ny an'ny sasany malahelo hava-manana, aleo ny vahiny avy any ivelany no vokisana hanao zay danin'ny kibony tohy izay ny an'tena. Mety nahita asa vitsivitsy afaka nanakonana ny very asa t@ny tsy fisian'ny tiko ny tetezamita, fa aza adino, finaritra sy fier tokoa ny olona niasa tamin'ny tiako, ny vokatra avy eo an-toerana ary ny zava-bitany koa niparitaka erakin'ny Madagasikara sy partie kelin'ny afrika. Ny mpanjifa de tena finaritra ary afa-po tokoa, mifaninana amin'ny vokatry ny tanan-dehibe efa avo amin'ny technologie... Le resaka kanto nataon'i Rajoelina moa, aiza ho aiza ny mety ahafan'ny vahoaka madika mankafy an zany kantony zany? tsy de mazava amiko aza hoe afaka antsoina hoe mpanankanto ve izy,... nisy nahazo asa ny iray mpianakaviana nohon'ny kanto nataony sa...ts azoko le tiana atongavana,.. kanefa kosa ra ny Injet ngamba no resahana de nahafahana nahitana asa teny an-tsisintsisiny teny ihany, kanefa ny iray produit cosmetible vokarin'ny mpamboly sy ny mpiompy eto Dago, ny iray kosa machine voafatra avy any ivelany ary mila ancre avy any ivelany ihany koa, pieces avy any ivelany ary taratasy manarampenitra avy any ivelany,... tsy lazaina intsony ny maintenance mila atao,... izany rehetra izany de tsy vokatra novokarin'ny atsembohantsika sy azo tsika tena tsapain-tanana, tohin'ny fitombon'ny zazakely ara-batana sy aran-tsaina... Mamboatra imprimante manarapenitra vita gasy ohatra ngamba de ten azo ampitahafina @ Tiko sy azo deraina mihints fa le hoe Artiste mpanankanto tena...

Le resaka Hery vaovao ndray aloh,..... Tanora izy angamba ekeko,... fa le vory saina ngamba tsy afaka ekena, ka ozy izy ny etsy ambony hoe: "Izay miaraka amin'ny amboalambo dia amboalambo",...coalition de nature

Ra i JLR no ho lany eo de tsy maintsy miverina hisokatra ny Tiko, hiroborobo indray ny mpamboly sy mpiompy, na dia ts hiverina eto an-toerana aza Ra8... tiko efa ampolotaonany maro no nisy, nanome asa ho anan'jatony sy anarivony,... ny agoa vo firy taona izay,.. ra nalain'ny amerikanina ny fanmpiany tsy de naninona, fa mbola nisy naka ihany koa ny kely nanan'ny Malagasy...
20. Rajorina ( 17/12/2013 16:49)
Mora Tezitra amin' i Hery i JLR satria hezahin'ny foza hafenina foana sy saromana ny asa-ratsy vitan-dry izy ireo, amin'ny alalan'ny monopolisation onjam-peo sy ny televisionina. Io no mba tena chance hanatrehana tsara hoe tena manao ahoana marina zao lazaina fa Hery vaovao zao, na enao io aza manaiky fa ra misy olona manao ratsy ny fianakaviana kanefa miseo sehatra matanjaka be hoe nanasoa an'ny fianakavianao, mino aho fa ho mora tezitra ihany koa ianao,...vao aingana zao nisy baiko avy any @ny ministere ny Fahasalmana ny hoe handrarana tanteraka ny fanamparitaany ny vavao momban'ny peste, zany hoe ra mahafantatra toerana iray voa ianao, dia mila tazominao ho anao samy irery izany fa manjary manaratsy ny candidat Hery @zao fifidianana zao, ny fahasalamanao tsy ambony indrindra fa rehefa lany izy de afaka jereva eo ihany ny fahasalamanao,.... ka ra fongana tanteraka zany ny tenana iray de ahoana??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0946