LISI -PIFIDIANANA

1. vonynive ( 04/11/2013 09:58)
maro t@ mpifidy no nisalasala ny hoe ho raikitra ny fifidianana ka toa tsy rototra firy raha tsy efa antomotra ny andro hifidianana
izany no nahatonga ny sasany ho tsy niraika t@ fijerena ny anarany tany @ biraompokontany
novalian'i xhavier ny 07/11/2013 11:13
2. hery ( 07/11/2013 07:52)
Hitan'ny foza CENIT izany ary fantany fa maro amin'ireo olona ireo no hifidy JLR raha tafaverina eo dia nanapa-kevitra ry zareo hoe tsy azo kitihina ny lisi-pifidianana.

Na izany na tsy izany aloha dia hadisoana sy hadalan'ireo olona ireo ihany izany. Ravalo efa nanome baiko :-)
3. andrywui ( 07/11/2013 08:43)
TSY NY CENIT RAMOSE HERY NO NANDA HANITSY NY LISIPIFIDIANANA FA NY UA SY UE SY NY VONDRONA IRAISAMPIRENENA OO
4. andrywui ( 07/11/2013 08:46)
Tsy vita iray volana hoy izy ny fanintsiana anio sady handany vola tsy toko forohana ndray !!! Zay ny antony nolazaindry zareo ,,,
5. hery ( 07/11/2013 08:53)
Ary tsy misy fanjakana intsony izany ao Madagasikara fa ny UA sy ny UE sy ny CI no mibaiko :-)

Noheveriko fa filoham-panjakana i Andry Rajoelina.

6. andrywui ( 07/11/2013 09:04)
Logique be raha niteny ireo UA UI etc ....satria ireo no namatsy vola iny élection iny ee ,,,aiza ary Hery zany !! Zany foana hatramzay fahagolatany ka Andry Rajoelina aona ndray ary huh ...
7. xhavier ( 07/11/2013 11:13)
Mahaiza mandika ny teny diplomatika toy ireny izy niteny fa tsy hamoaka vola amin zany intsony zany tsy voatery hoe tsy manaiky izy fa mety hoe midemerde ianareo isika no nahatonga ny olana isika no donto de anjaratsika no midemerda amin zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2485