Sera²+Fitsarana=3,pffff

1. Annita.R ( 14/10/2013 07:02)
Nilaza izy fa fitsarana tsy mitan'ila sy hampalalahana ny serasera eto Madagasikara kanefa dia jereo!! ny minisitrin'ny fitsarana sy ny serasera manaraka azy eny fona rehefa mandeha manao propagandy izy!!ary lazaina fa misy fitsarana sy lalàna eto kanefa jereo ny vono olona isankarazany!! any ka tsy mahatoky fitsarana intsony ny vahoaka fa tonga dia manao fitsaram-bahoaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841