Fery vaovao ho an'ny firenena

1. rabaradaka ( 10/10/2013 09:41)
Lazaina fa olon'Andriamanitra a, avy eo mahay mitantana e, ary koa tsara fitondrana tena e, ary ilay hoe io no puissance vaovao. Hoy aho hoe : ny vady aman-janakao aza narianao ary natakalonao zaza bodo kely, tena henatra eo amin'ny fiarahamonina ange izany e, ary tena fery maharary. Asa aloha fa feno fery ny ao anaty patalohany. Mahaiza mandinika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2229