Mampanahy ireo candidat natolotry ny fanjakana

1. rabaradaka ( 30/09/2013 12:01)
Azo heverina ve fa hitondra soa ho an'ny malagasy raha vazaha be toa an-dry Vital no ho eo, na ireo mpangalatra ny harem-pirenena toa an-dry Hajo, Hery, Monja Roindefo, sy ny tariny ?
2. andrywui ( 30/09/2013 12:13)
porofoy ,,,iza no nangalatra inn? tamniza ? oviana ?

asio lien sy porofo kely oe ry baradaka !!!!!!!


3. rabaradaka ( 30/09/2013 12:22)
enao kosa rangah angamba tsy teto ambonin'ny tany fa tany ambanin'ny tany. Ohatra tena tsotra, ilay tany namidin'i Hajo tamin'ny compagnie vahiny iray tany Ihorombe dia nakany vola 15 miliara ireo. Jereo fa mandehandeha any ny copie nanaovana ny contrat.
4. andrywui ( 30/09/2013 12:51)

rabaradaka:

enao kosa rangah angamba tsy teto ambonin'ny tany fa tany ambanin'ny tany. Ohatra tena tsotra, ilay tany namidin'i Hajo tamin'ny compagnie vahiny iray tany Ihorombe dia nakany vola 15 miliara ireo. Jereo fa mandehandeha any ny copie nanaovana ny contrat.


Lien azafady

N'a le sarinle copie nandende zany ,,sur ah fa misy iray any aminao
Alefao eto ho ataotsika porofo ..miandry ah !!!!

Tic tac tic tac tic tac .......
5. Dreamlover14 ( 01/10/2013 08:21)
Mitady lien i Andrywi dia homeko : http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&task=view&id=34400&Itemid=55

Mpiray tsikombakomba i Hery Rajaonarimampianina sy Hajo Andrianainarivelo t@ fanomezana tany an'i Tozzi Greeen. Raha nitsipaka ny iray tsy ho tafita io raharaha io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3399