Hain'i Anyah ve zany manao lalàna

1. cyril ( 23/09/2013 22:48)
Hirotsaka depute am atokon'i TGV zany zao Anyah e. Avy nanana maire DJ sy prezida DJ zany ny tandrenivohitra dia hanana depute mpihira koa a.
Aleo ranga ts asiana mianatra tsony ny fiainana fa aleo miseho am tele sy mampandihindihy ol fotsiny dia avy eo mirotsaka hofiniana a.


d efa omano aloha izany ny 4x4 ho an'io sipa kely io e. Ny indemnite isakarazany koa fa mandreraka kosa nge le makeny Antsimbazaza mananga-tanana e
novalian'i mimijo ny 26/11/2013 06:37
2. andrywui ( 24/09/2013 06:31)
Hohoho mialona ndray i bainn fa tsy lany lebepokotany
3. cyril ( 24/09/2013 06:47)
ny mahavelotena letsy ts mila mitsetsitra ny hatsembohan'ny iray tanindrazana amla a
ca ne leur apportera a rien. mamafy tsilo am lalakalehany ftsn fa tsy ho bourgeoi frantsay rahoviana. manana taratasy nationalite sy mihinana akoho ftsn fa ra vao miditra elysee d efa kotin'ny gidro iany
4. andrywui ( 24/09/2013 06:59)
mialona elah satri neny ary nul lavitr amn politika noh i Anyah satri ts npetraka sad ts nahalala n déroulement politique nisy teto am tanana akor nef president d la rep mits no saika ilingilinginy ,,bainnn à samy mirotsak daolo ,manolotra anarana ny daolo zao Kaza mi coince amzan bainn à ,, etsy à st Denis morab ny akoho bain à 12pieces /10€ ....
5. andrywui ( 24/09/2013 07:00)
Miafepena fotsn ref makaty tsy ho itako ....huhuhohuhooo
6. andrywui ( 24/09/2013 07:28)
Nenlah zany vo oe hanao politika de hitsetsitra ny vahoaka ? Hampisondrotra ny firenena les no mapiady ny politiciens fa tsy hambotry firenena à tsy haiko alou ny sasany fa normalement diso io teninlah io ,,rah hiditra hanao politika ah zao ny ato andohako de ny oe aona no paikadiko amnity toerako ty ? Fa ny ratsy saina ndray de oe aona no hitsetsafako anity seza ty ,, ,,de za maka partie positive foana amzay satri tsy hainlah ny anaty lohan'ny tsi11 donc Xstop pessimiste huhuh
7. didiam ( 26/09/2013 12:14)
Saika tsy hamaly ah fa ôtrany tsy aritro mitsy.
Zao lesy eh, aza be resaka refa ts mahay nininona ah! iza no miteny an'la fa mpihira fotsiny i Anyah? akombony ny vava refa ts mahay fa aza miseo milay. Be felonana, zay no marina. Ary ampafantariko an'la fa tsy mila ze 4*4 anla ny Anyah anay fa efa manana! tsy mila mitsetsitra ny volan'la ko izy fa ny azy ary tsy laniny, donc, akombony ny vava. Ny volan'la apirimo tsara refa mataotra ho voahalatra fa aza nenay mitsy no tenitenenina!!! Pour ton info, ny maha-artiste azy dia fialamboliny, sady talenta nomen'Andriamanitra azy, fa PDG an'ny PRO-ALARME, PDG Elite GSM ary PDG an'ny Atlantis... mangony fotsiny @ andraikitra sahaniny zany! raha manana plus nzany ela avoay ho hitanay! de ndana mirotsaka ra te hirotsaka fa aza miseo milay be kiana eto fotsny, refa tsisy kianina tsony ela vao mitenena!!! Aza everina fa ratsy saina otranareo dol ny oul ka mpangalatra otranareo! Anay io arovanay!!! refa ts mazaka mibontsona!
8. andrywui ( 26/09/2013 12:20)
Didiam ---) marina tsis kianina mitsy zany ,,
Fa tsara ho hay iany le bandy cyril gtt ty tsy iza fa bandy mitsetsitra ao à la défense ao nedala io ,izy bandy milay iany fa mora mivadika ,ts d azo itokisana i bainn io , mialona an i Anyah anay lery io . Rdv bainn 06 oct Bodo Nanterre à jereko any elah !!! Karoahako ao mintsy !!
9. cyril ( 29/09/2013 16:50)
tgv nga mu ts pdg ?
10. Dreamlover14 ( 30/09/2013 10:53)
I Anyah zany le saribakoly mtovy @ Andry TGV eh. Napetraka ho PDG angamba no tena marina satria harenan'ny rafozany na i Atlantis na Jovenna Antaninandro (Mr james) na Pro-alarme na inona teneninareo eto. Ireny le saribakoly apetraky ny mpanambola. Marina fa manantalenta izy, tiko ny hirany fa efa fantatra fa fin de carrière artistique satria tsy ni-percer mihitsy na dia mba nampandihy vody koa aza de miditra politika hampiasa ny volan-drafozany fotsiny.

Encore une honte pour les artistes. Pfff Efa fantatra ny fifandraisany t@ TGV via Spear o Mic, donc efa fantatra koa ny hiafaràny
11. mimijo ( 26/11/2013 06:37)
samy manao izay tiny fa aza mifana kiana tsisy lalana tsuny io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3725