fa ny mpamaly tsary misy , asa naninn angah , ny anah zao mba ahabe ny vangy ato amiko ndray zao de zao no ataoko vao maraina , miditra ah de mivoaka de miditra ndray de mivoaka de bobaka be ny vangiko avy eo zah daholo iany reo ,, hahahahah
Mampalahelo ihany alou le resaka e ,, tsy mihome loza ah rendraikakiko eee