mety mbola iteraka v za

1. jomalala
(
28/08/2013 05:45)
manaona daolo,saika mb anotany ry retooe efa misy Dr manao anireny mère porteuse eny v etoamitsika ?ten mb mila valiny maika reto fatena mila fanampiana,misaotra betsaka
novalian'i ora ny 27/05/2014 12:20

2. Nehemiah
(
28/08/2013 07:57)
Tsy mandoa vola be ve ny mpikarama mères porteuses ?
Ny fijeriko ny mère porteuse aloha dia maharikoriko
Ny fijeriko ny mère porteuse aloha dia maharikoriko

3. pisoonja
(
28/08/2013 09:09)
otran'ny ratsy kosa zany mère porteuse zany, tsy aleo ve manangan-jaza ?? sady otran'ny mbola tsy possible eto amintsika

4. zakaiosy
(
05/11/2013 07:05)
Aza mbola kivy fa manatona aloha an'i BODO mpihira, dia asaivo atorony anao ilay Dokotera nandehanany fa tena mahay hono, nahavaha ny olany.

5. ora
(
27/05/2014 12:20)
Fa inona aloha ny antony mahatonga anao mitady ilay mère porteuse e? efa lehibebe taona ve sa tena tsy afaka mitazona zaza mihitsy ny tranon-jaza sa ny fitaovam-pamokarana mihitsy no tsy tomombana? alohan'ny hanomezana vaha-olana mantsy dia tsy maintsy fantarina aloha ilay olana...
jomalala:
manaona daolo,saika mb anotany ry retooe efa misy Dr manao anireny mère porteuse eny v etoamitsika ?ten mb mila valiny maika reto fatena mila fanampiana,misaotra betsaka