Manana kandidà 4 azo hioriranana Ra8

1. Annita.R ( 26/08/2013 07:11)
Kandidà 4 azo hioriranana ho an'ny ankolafy Ra8. Source Malaza
novalian'i Ialahy ny 27/08/2013 13:34
2. kiri ( 26/08/2013 07:28)
anjarany indray izany fa zahai aloha tsy miala @ hajo fa efa fantatra ny zava bitany
3. tamiah ( 26/08/2013 07:32)
Sarotra ho an'Ra8 ny hanolotra olona. Na izy mivady na tsisy.
4. tinai ( 26/08/2013 07:36)
arahaba soa arahaba tsara raha vonona ny hanolotra candidat ihany ny tenanany fa tsy hikiribiby hanao zai hampikatso ny raharaham-pirenena fotsin
5. hery ( 26/08/2013 07:50)
Azon-dRavalo atao koa ny miantso ny olona tsy hifidy.. izay no lojika.
Satria izy nilaza foana hoe tsy ara-dalàna io fitondrana io, donc tsy tokony ara-dalàna aminy io fifidianana io.
Izy koa tsy navela hilatsaka sy tsy nametraka olona ho solony, donc azony tenenina ny mpifidy azy hoe tsy misy tokony hofidina ireo olona ireo.

Farany, matoky tena be koa ny CI sy ny sisa hoe vitsy kely no mpomba an-dRavalo, ka azony atao ny démonstration de force hoe be dia be ny tokony hifidy azy no tsy nifidy. Ho hita eo ny lanjan'ny fifidianana tsy andraisan'ny olona anjara izany.

Fa na izany na tsy izany dia 1 taona ihany, tahaka ny tany Ejipta, no azon'izay lany eo satria maro ny olona izay tsy navela hifidy ny kandida-ny.
6. tamiah ( 26/08/2013 07:57)
Raha olona naongana noho ny tsy fahombiazany no averina eo dia ho lany andro @ krizy eto isika. Fitiava-tena ny an'Ra8 no betsaka, ary tiany hanohana an'izay fitiava-tenany izay ireo kely sisa ananany.
7. fosa_mena ( 26/08/2013 08:00)
blablabbla sady tonga dia misy hors sujet be mitady occas' hanoanana an hajo fotsiny hahaha
8. vahiny2004 ( 26/08/2013 09:08)

hery:

Fa na izany na tsy izany dia 1 taona ihany, tahaka ny tany Ejipta, no azon'izay lany eo satria maro ny olona izay tsy navela hifidy ny kandida-ny.


Ity lazainao ity no tena ahiako hitranga, tsy hisy autorité azo lazaina hoe légale intsony ka afaka hikarakara fifidianana eken'ny vahoaka eto
9. tamiah ( 26/08/2013 09:18)
Na inona hitranga dia adidintsika ny mifidy mba ivoahana @ krizy. Tsy tokony avela hanao zay tiany foana ny mpanao politika fa tsy ny tombotsoan'ireo no tsinjovina fa ny an'ny vahoaka
10. hery ( 26/08/2013 09:30)
Tsy "Na inona hitranga ka". Tsy tokony aela hanao izay tiany hoy ianao... kanefa jereo fa navela hanao izay tiany izy. Na ny marimarina kokoa, tsy navela mba hanao izay tiany malalaka ny vahoaka.

Nanana crédibilité kokoa ny Fanjakana ho voafidy eo raha toa ka tsy nisy nosakantsakanana izany fa ny vahoaka no navela hisakana.

Raha nilatsaka teo anie Lalao Ravalomanana mety ho 5% fotsiny no azony e. Amin'izay izy afa-baraka tsara sy hita tsara ilay hoe "kely sisa mpanaraka azy". Dia amin'izay afaka nitondra tsara tsy nisy olana izay lany eo satria lanin'ny be sy ny maro.

Fa amin'izao dia tsy hilamina io satria tsy voaporofo ilay hoe "kely sisa mpanaraka azy". Satria tsy navela noporofoina. Hany ka tsy resy lahatra izy hoe betsaka sa kely ny mpanohana azy... dia mbola afaka miantso vahoaka indray izy.
11. spain ( 26/08/2013 12:12)
raha nisy hatr@ zay lé fahafana nisafidy kandidà hafa t@ ireo kandidà sasany, naninona no tsy natao hatrin'ny ela fa nendrasana ho voadakan'ny CES.
Annita.R:

Kandidà 4 azo hioriranana ho an'ny ankolafy Ra8. Source Malaza
12. tamiah ( 26/08/2013 12:15)
Matoa anie izy niongana teo @ fitondràna dia tsy nahomby e, alahelon-toerana sy fitia te-hanao valifaty ny azy no ilàny ny fahefàna fa tsy tombotsoa ho an'ny vahoaka mihitsy. Raha tsy hanaiky ny fifidianana indray dia ireo olona hotarihiny dno tsy maintsy ho ataony sorona.
13. andrywui ( 26/08/2013 20:10)
Marina loatra !!!!!!!
14. andrywui ( 26/08/2013 20:10)
Marina loatra !!!!!!!
15. Ialahy ( 27/08/2013 13:34)
raha vita io fifidianana io a! ka ekeny fianakavim-be iraisam-pirenena dia miakatra ny soratra momban'i Ravalo and family, Zafy Albert tsy nahalala an'-dRavalo zany mihitsy hoe filoha, naninona izy reny?? fifidianana taminy 2006 ve misy mahatadidy tsy nandrotsaka ny Arema maninona izy zao??? amin'ty ko afaka teneninao hoe aza mifidy e! tsy maninona zany, miandry 5 taona indray dia asaivo miaraka milatsaka ry zareo afaka 5 taona dia hita eo zay ho lany, Ravalo na hiodi-ko vy na hiodi-ko vato dia tsy tafapetraka eo izany intsony, tsy haiko ianareo raha hino an'izany fa tendan-kanina loatra iny rangahy iny kenda ny nasesiky tanany izy zao,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1816