Raha mbola zao no mitohy de vao mia krizy
1. amfhaja
(
23/08/2013 06:33)
Aiza ko, ny vazaha mainty ndray no mibaiko ny firenena, de ze teneniny de tanterahana ve?
novalian'i locl ny 24/08/2013 13:09
2. Aina_Malala
(
23/08/2013 06:56)
ny vazaha dia nametraka fotsiny fa ra tsy manaraka izay lalàana napetrak tsika isika dia tsy hanome vola hanaovan tsika élection zareo. Izao efa nanàraka ny lalàana ny CES2 ary, inona ndray fa aleo andeha ny fifidianana fa izay ihany no vahaolana @ty krizy ity!
3. hery
(
23/08/2013 08:19)
Asa tokoa na vahaolana ny fifidianana na tsia... fa aleo handeha :-) Herintaona ihany no omeko ny fitondrana mijoro eo raha vao fifidianana unilateral tahaka an'io no atao. Unilateral satria misy vondron'olona izay anisan'ny manana olona maro no nailika.
Tadidio fa ny tatsy Ejipta dia herintaona monja dia rava ilay fitondran'i Morsi satria na dia voatery nanao fifidianana aza satria tsy maintsy nesorina i Moubarak dia tsy nifanaraka tamin'ny hetahetan'ny olona no nitranga.
Tadidio fa ny tatsy Ejipta dia herintaona monja dia rava ilay fitondran'i Morsi satria na dia voatery nanao fifidianana aza satria tsy maintsy nesorina i Moubarak dia tsy nifanaraka tamin'ny hetahetan'ny olona no nitranga.
4. andrywui
(
23/08/2013 09:08)
Raha tsisy an'ireo vazaha ireo nandamina anio affaure io aza nga nivaha teo mitsy izao olana nitranga zao fa niazoazo teo foana , zara aza mba nisy vazaha namaha ny olana ko ,, zavatra olona tia tena be daholo , ny sasany zany efa oe mialah fa tsy mety anareo manao fifidianana de mbola mamikitra tsy misitona taratasy ihany !
5. pisoonja
(
23/08/2013 13:48)
hita koa misy an'izany vazaha mainty zany t@ gazety manao menace ny malagasy zay tsy fantatra akory hoe iza? efa fantatra izay holaniana eo ka , miandry ny éléction efa vitan'ny logiciel fotsiny lol!! refa gasy manao ilay logiciel lazaina fa tsy mety fa misy doublon , nefa vazaha no manao de mety hono lol!!!!
6. andrywui
(
23/08/2013 14:52)
Aleo hande ny fifidianana fa lalana ialantsika amn krizy io faza de pesimista sy negativa be loatra isika fa efa maita.volana sahady oe amn eritaona ny sasany.. mety io de aleo hande alou ..handrava innn ndray ary ??? Maneke de miaramisalahy isika retra e
7. locl
(
24/08/2013 13:09)
Ka io anio tsy maintsy handeha fa ny hoe hanao ahoana ny crédibilité n'ila olona hitondra eo raha ohatra ka aminy fifidianana député misy partie ten hhazo majorité netsaka
