Harao ny lalàna

1. soloras ( 22/08/2013 09:32)
Ny fivoahana @ krizy dia ny fanajàna lalàna, ny CES2 efa nandray ny andraikiny ary nanàja ny lalàna, andao koa ary isika ry vahoaka handray ny andraikin-tsika ary hanaraka ny lalàna dia hiroso @ fifidianana e!
2. spain ( 22/08/2013 09:35)
ny vahoaka ange mila fifidianana fa reo mpanao poltika ireo no mandrebireby saia am resaka hafa e!!!!
isika vahoaka no mila tonga saina sy mailo!!!
soloras:

Ny fivoahana @ krizy dia ny fanajàna lalàna, ny CES2 efa nandray ny andraikiny ary nanàja ny lalàna, andao koa ary isika ry vahoaka handray ny andraikin-tsika ary hanaraka ny lalàna dia hiroso @ fifidianana e!
3. zokylahy ( 22/08/2013 09:35)
aleo miroso amin'fifidianana e efa nisy mpitondra maro teo hita ny nataony misy mpitondra vaovao ireo samy hafa misy fifandraisana @ ireo izay tsy afaka nilatsaka intsony raha tena mijery ny fandrosoan Dago dia tsy miankina @ olona tokana tsy azo soloina fa amin'ny olona vonona hijery sy hanainga an'i MADAGASIKARA
4. tinai ( 22/08/2013 09:44)
isika vahoaka isika no fanala hidy farany hamahana ity krizy lalina ity,
efa izay iny ny ady laliny, ny Cenit kou mo io efa manomboka manao ny asany ka anjarantsika malagasy sisa no mifidy izay hitondra ny firenentsika.
"mahaiza manavaka ny vary sy ny tsiparifary".
5. soloras ( 22/08/2013 11:00)
Izay indrindra, tokony ho mailo isika malagasy ary tsy tokony manaiky rebirebena @ izany fiankarana an dalambe izany intsony, tsy mila korontana hafa indray ko isika fa tokony efa ampy antsika angamba ireny zavatra rehetra nitranga t@ 2009 ireny.

spain:

ny vahoaka ange mila fifidianana fa reo mpanao poltika ireo no mandrebireby saia am resaka hafa e!!!!
isika vahoaka no mila tonga saina sy mailo!!!
soloras:

Ny fivoahana @ krizy dia ny fanajàna lalàna, ny CES2 efa nandray ny andraikiny ary nanàja ny lalàna, andao koa ary isika ry vahoaka handray ny andraikin-tsika ary hanaraka ny lalàna dia hiroso @ fifidianana e!

6. rabe1 ( 22/08/2013 11:52)
Tsy ilaina tsony zany fidinana an dalambe zany fa mba malalà menatra efa igagan'zao tontolo izao mintsy e, kely saina lotra ny mavoan ny gasy ka mora sotomina @ sangany! nanàra dalàna tokoa ny CES2 dia aleo tsika mba aka exemple an izay @zay ary hiraka hiroso @ fifidianana fa ny sasany ny hitazomany ny sezan no mahafaty azy eo fa tsy mieritreritra zay mahasoa anareo zareo na ny kely aza! be dia be reo ny kandidà ka ary mety misy no ny mendrika ny hitondra ny firenena fa nareo mbola variana loatra tsy mandinika akory.
7. fosa_mena ( 22/08/2013 13:25)
refa tsy mety ny tantana d tokkony alefa ny référendum dia ny vahoaka ny misafidy na tokony irotsaka ihany izy telo na tsia dia aveo alefa ny fifidianana!
8. rabe1 ( 22/08/2013 13:29)
Dia izany indray ve e, matoa zareo ireo nesorina teo dia tsy ara dalàana ny firotsahany ary ny décision an CES2 dia efa mangarahara ka inona indray no isisianao anaovana référendum @zany! mandinihy kely aloha fa tsy ho taritina aman taonany eto indray ty krizy ty!

fosa_mena:

refa tsy mety ny tantana d tokkony alefa ny référendum dia ny vahoaka ny misafidy na tokony irotsaka ihany izy telo na tsia dia aveo alefa ny fifidianana!
9. rabe1 ( 22/08/2013 14:04)
Selon le calendrier électoral dévoilé ce jour par la Cenit, le premier tour de l'élection présidentielle se tiendra le 25 octobre, tandis que le second tour, jumelé avec les législatives, aura lieu le 20 décembre. Orange actus ny source!
10. Aina_Malala ( 22/08/2013 14:12)
Tsara izany, raha tsy misy ny sampona dia raikitra ihany ity fifidianana ity hihihih

rabe1:

Selon le calendrier électoral dévoilé ce jour par la Cenit, le premier tour de l'élection présidentielle se tiendra le 25 octobre, tandis que le second tour, jumelé avec les législatives, aura lieu le 20 décembre. Orange actus ny source!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0476