aleonay dj

1. bazylou ( 09/06/2013 17:49)
mpanao asa sosialy sy hopitaly manara penitra ary kianja manara penitra toa izay kalalao tsy lohany tsy vodiny fa bokotra lalaovin'ny le8 sy ny fianakaviany fotsiny.

ho ela velona tgv
novalian'i teamryan ny 25/06/2013 07:28
2. bazylou ( 09/06/2013 17:52)
dj manome fitaovana sy nanavao ny rnm rehetra naneranany nosy
3. vale ( 10/06/2013 06:19)
dj tsy nahavita ny vitan'i Ra8 kah
4. sitlo ( 10/06/2013 09:30)
bazylou:
dj manome fitaovana sy nanavao ny rnm rehetra naneranany nosy


Misy an'izay boky mitondra ny lohateny hoe "1984" izay. Ny foto-keviny dia hoe "rehefa afafy foana ny lainga dia lasa inoan'ny olona".

Dia natsangan'i dj tamin'ny maty ve i Vanindanitra? Sa nodorany ny sangan'asany rehetra dia tsy lazaina intsony ny momba azy?
5. milamm ( 13/06/2013 11:59)
6. andrywui ( 17/06/2013 10:23)
mlammm --)) ggrrrrrrrrr..!
7. teamryan ( 25/06/2013 07:23)
avadio ny pejy ry malagasy dia mba alefaso lavitra ny fijery!!!
aza dia manaiky ataon'ireo efa nanao tantely afa-drakotra sy ampihimamba ny arem-pirenena isika, omeo ny olona mendrika izany ny fahefana.
8. henridubois ( 25/06/2013 07:24)

fa anga i ra8 sy andry ihany no olom-pirenena afaka manampy ny firenena? fohy fijery izany ary mandiso ny malagasy. ireo no fototry ny disadisa ny firenena. aleo izany hazava. aratsina araky izay izy ny kandida hafa satria tsy tiana hivoatra mahintsy ny firenena. tiana tazomina eo ampelantanany vitsy foana. tsy misy manaiky an'izany. diq samy hahita isika rehefa raikitra io
9. teamryan ( 25/06/2013 07:28)

henridubois:


fa anga i ra8 sy andry ihany no olom-pirenena afaka manampy ny firenena? fohy fijery izany ary mandiso ny malagasy. ireo no fototry ny disadisa ny firenena. aleo izany hazava. aratsina araky izay izy ny kandida hafa satria tsy tiana hivoatra mahintsy ny firenena. tiana tazomina eo ampelantanany vitsy foana. tsy misy manaiky an'izany. diq samy hahita isika rehefa raikitra io

ka izy 3 ireo mihitsy anie izao no tena fototra mampikatso ity firenena ity e. d gaga mihitsy aho mandinika sy mahita hoe dia tena tsy mahita sy mahatsikaritra an'izany v ny vahoaka malagasy 20 tapitrisa sa mbola manao ilay politika @fo sa mbola manao ilay politique de culte de personnalité???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3679