fidio ato

1. bazylou ( 29/05/2013 07:02)
izay mba heverinareo fa milay e,
na dai mbola tsy mandeha aza ny propagandy

1. Hajo Herivelona ANDRIANAINARIVELO
2. LAHINIRIKO Jean
3. RATSIRAKA Iarovana Roland
4. RABEHARISON Roland Dieu Donné dit VAHÖMBEY
5. RAJAONARIVELO Pierrot Jocelyn
6. JEAN-LOUIS Robinson Richard
7. RABEHARISOA Saraha épouse GEORGET
8. RAKOTO Jean Pierre
9. RABETSAROANA Willy Sylvain
10. RABEMANANANTSOA Brigitte Ihantanirina
11. RAZAFIMANAZATO Julien
12. RAZAFIARISON Laza
13. VITAL Albert Camille
14. MONJA Roindefo Zafitsimivalo
15. RANDRIAMAMPIONONA Joseph Martin
16. -RAFALIMANANA Ny Rado
17. -RAVALOMANANA née RAKOTONIRAINY Lalao Harivelo
18. -KOLO Christophe Laurent Roger
19. -RAJEMISON RAKOTOMAHARO
20. JULES ETIENNE Rolland
21. VONINAHITSY Jean Eugène
22. RAVALISAONA Clément Zafisolo
23. TEHINDRAZANARIVELO Djacoba Alain
24. RAJAONARY Patrick Ratsimba
25. LEZAVA Fleury Rabarison
26. RATSIRAKA Didier Ignace
27. RAKOTOMALALA Marcel Fleury
28. DOFO Mickaël Bréchard
29. RANDRIAMANANTSOA Tabera
30. NOELSON WILLIAM
31. RATRIMOARIVONY Guy
32. FAHARO RATSIMBALSON
33. RASOLOVOAHANGY Roseline Emma
34. RAKOTO ANDRIANIRINA Fetison
35. RATREMA William
36. RASOLOSOA Dolin Rina Josephson
37. RAHARIMANANA Venance Patrick
38. TINASOA Freddy
39. RADAVIDSON ANDRIAMPARANY Benjamin
40. RAZAFINDRAVAHY Edgard Marie Noé.
41. Andry Nirina RAJOELINA.
novalian'i bazylou ny 31/05/2013 06:38
2. bazylou ( 29/05/2013 07:17)
be firingan'olona sy firingan'hevitra ilay iziy koo

ohatra , izany jules etienne rolland izany ve izao gasy ? ry camille vital ??noelson william ??

beurrk
3. bazylou ( 29/05/2013 07:23)
tianasoa freddy, antoko obama hono io. Misy olona dia tena lavaka mihitsy.
4. mirananirina ( 29/05/2013 11:04)
Ny ahy ilay banga iny @ izay lery afaka manao solonify avy eo!!Sa efa niala andalana iny
5. andrywui ( 29/05/2013 22:08)
iza zany banga zany ry mirana ? hihih ngah misy anzany kou ao letie ? mba tsy itako zany aa huhuh ! rehefa tsy hita intsony ihany rangah ze ho fidiana de ndao ranga ho tohanana i VAHOMBEY a !! iny zao mety hilay ,,saingy izy iny toa mafanafana rà ko anefa
6. bazylou ( 31/05/2013 06:38)
dofo mickael brechard,
mamiratra iombonan'ny malagasy hono

beuuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3633