Fampihavanana marina

1. hery ( 09/05/2013 07:45)
Efa hoe tsy mety io bulletin unique io. Inona moa no tena tanjona tamin'io? Hoe hanome chances ireo antoko kely ve? Dia io tokoa ara fa niroborobo ny antoko kely. 41 be izao no nofidina. Ny laharana telo voalohany ihany no hitan'ny olona fa tsy misy hamaky izay any ambany rehetra any.

Zah maka ny 1 sy 2. Mety ho tafa tampoka i Ravalisaona Clément an'ny AME.

novalian'i 5laody ny 16/05/2013 06:48
2. andrywui ( 09/05/2013 16:56)
hery a --)) enao ve tsy mahatsapa oe karazana rediredy sy delire sisa ny an'ny mpanohitra satria efa fantany fa be olona Rajoelina Andry !! rajoelina andry ozy ah satria io anarana io no fantratrolona rehetra hatrany ambany akata lavitra any oe filoha !!! ny fantattrin'ny any ambanivolo zao alou hatramzao de Ravalo nanao ratsy azy (tsy averina eto tsony) mou ity rajoelina ity mbola tsy tena oe filoha fa filohan'ny tetezamita donc ny propagande n'i rajoelina zao de mazava oazy fa oe zao isika vao tena hiditra am fifidianana filohampirenena fa le tetezamita teo be mpamingana ka arotsay amzay ary le lamasinina e !! de io fa mi demarre le lokomotiva hon hon hon
3. andrywui ( 09/05/2013 21:15)
hery a !! mba mandinika oa !! zay ane no ilana anio loha io fa tsy itoerana satroka fotsiny e !!jereo ary !!

- ROA (2)ozy i Rajoelina aminle tanana V io ?
- dia i dada RAVALO(8) mihintsy no anarana entin'i neny !!
-de kay ty anaran'i neny ka i rakotoniRAY(1)ny ?

de jereon'i hery amzay ary !!! hehehe

2
8+1 =9 ny valiny 29

io laharana io zany no tena chiffres secretes tian'i dada sy i neny sy rajoelina ho lazaina hoe io no lany !!!!
4. andrywui ( 09/05/2013 21:16)
jereo tsara ny chiffres miasa eo a !!

roa , valo , iray

2 , 8+1

29

voilà !!!!!!!!
5. hery ( 09/05/2013 21:22)
2+9 = 11 => 1+1 = 2

voilou :-p
6. andrywui ( 09/05/2013 21:26)
hahahaha

aleo itady fika ndray ah alou fa tsy itako iny letieee

hahahah
7. moi ( 10/05/2013 08:00)
TSY HITAKO MIHITSY ILAY RESAKA FAMPIHAVANANA MARINA AMiN'ITY LOHAHEVITRA ITY, sao tokony HOFAFANA fa efa misy mitovy amin'ity ato ???
8. hery ( 10/05/2013 08:01)
Aiza ny anakiray? :-)

Tsy fampihavanana tonga lafatra ve raha toa ka i Rajoelina miteny hoe fidio Ravalo loll
9. andrywui ( 10/05/2013 08:24)

hery:

Aiza ny anakiray? :-)

Tsy fampihavanana tonga lafatra ve raha toa ka i Rajoelina miteny hoe fidio Ravalo loll

Tena fampihavanana mitsy izao ry moi fa i Dada sy i Neny.mintsy no efa midecouvre chiffres io oe le 29 no fidio fa za tsy havanana amn politika ozy i neny .fa anokafy dinika vaovao zay ,,fampihavanampirenena ,,tiani moi avoaka zay e
10. moi ( 10/05/2013 08:34)
tsy manara-penitra ilay fampihavanam-pirenena resahanareo koa ! hahaha
11. 5laody ( 10/05/2013 09:55)
FAMPIHAVANANA MARINA=

-Raha ialahy no lany eo dia avelan'ialahy handeha tsara ny aferako?
-koa raha ialahy no lany?
-tsy hikitikitika mihitsy aho fa avelako hiroborobo ny aferanao ka.
-hanao taratasy miafina asiana sonia izany isika?
-azo atao izany ka....
-FA mba impiry moa ialahy io no nanaja sonia?
-ary ialahy?
12. hadji ( 14/05/2013 08:28)

hery:

2+9 = 11 => 1+1 = 2

voilou :-p
fa mampianatra kajy ve nareo mitsam e
13. andrywui ( 15/05/2013 09:52)
Faizin'i hery ra hadji fa mba avoty kely alou à

Mahita issue ialana foana i hery n'a defa voapaingotrako tsara zao aza izy amle numéro 29 ...
14. 5laody ( 15/05/2013 10:19)

andrywui:

Faizin'i hery ra hadji fa mba avoty kely alou à

Mahita issue ialana foana i hery n'a defa voapaingotrako tsara zao aza izy amle numéro 29 ...


29+2+14=45
45-41 (41 isan'ny kandida rehetra na faha 41 taonan'ny 13 mai)=4

4.Rabearison Roland Dieudonné dit Vahombëy
15. andrywui ( 15/05/2013 11:23)
Innnn le 14?
N'a zany aza 5laody de aza mirobaroba vola be loatra amn vaombey fa kelikely hery iany io havana io e conseil d'ami à
16. 5laody ( 16/05/2013 06:48)
andrywui:

Innnn le 14?
N'a zany aza 5laody de aza mirobaroba vola be loatra amn vaombey fa kelikely hery iany io havana io e conseil d'ami à


Salama daholo e,
14 ilay iraikalahy taloha,
Koa raha artiste sy mpanoratra anie mba mety hisy fitiavan-tanindrazana kokoa noho ny sasany e. Senegal tamin'ny andron'i Senghor toa mba nisy raisina ihany.
Izany hoe raha tsy voafikan-dry lerony amin'ny kely foana.
Boky ity fa tsy Propagandy a!
Aleo izy ampiakarina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0883