ANTSO AVO FANAIRANA AVO Madagasikara 2013

1. nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:54)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ho avy, raha tsy izao isika dia mitandrina. Efa VOAPOIZINA sahady indray ny FIFIDIANANA filoham-pirenena 2013 (53 taona izao 1960-2013)ka ilàna Haijery (vision) Haifanadiadiana mamohitra ireo POIZINA famotehana sy ireo OLANA IFOTONY ary ny VAHAOLANA matotra sy maharitra tsy azontsika zanany idivirana intsony ho ataontsika ho an'i Madagasikara...TONGAVA ary mamaky ny vaovao sady fanabeazana olom-pirenena, dia ampitapitao ilazo ireo havana, namana sy tapaka hijery ity blogue ity dia MIRARY SOA e www.madagascar-animtaion-culturelle.bloguespot.com
Mirary soa
Pr TAHINA
novalian'i misratana ny 01/05/2013 08:01
2. misratana ( 29/04/2013 14:01)

nygasysoafifameno:

ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ho avy, raha tsy izao isika dia mitandrina. Efa VOAPOIZINA sahady indray ny FIFIDIANANA filoham-pirenena 2013 (53 taona izao 1960-2013)ka ilàna Haijery (vision) Haifanadiadiana mamohitra ireo POIZINA famotehana sy ireo OLANA IFOTONY ary ny VAHAOLANA matotra sy maharitra tsy azontsika zanany idivirana intsony ho ataontsika ho an'i Madagasikara...TONGAVA ary mamaky ny vaovao sady fanabeazana olom-pirenena, dia ampitapitao ilazo ireo havana, namana sy tapaka hijery ity blogue ity dia MIRARY SOA e www.madagascar-animtaion-culturelle.bloguespot.com
Mirary soa
Pr TAHINA

Tena mpanapoizina marina enao zany an!vao miditra ilay racourcis omenao tonga de voapoizina!tsssssssss
3. 5laody ( 29/04/2013 18:16)

Salama e

Dokam-barotra bihany koa no niandry ahy tao.

Ianao mo tompoko kandida sa tsia?
Misaotra.
4. misratana ( 01/05/2013 08:01)

5laody:


Salama e

Dokam-barotra bihany koa no niandry ahy tao.

Ianao mo tompoko kandida sa tsia?
Misaotra.

Kandida poizina satria tsy ao anaty lisitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1609