Manentana i Kalalao hoe jereo ny anarana any amin'ny lisipifidianana, tara loatra satria nanda tsy nety natao recensement ry zareo tamin'ny fotoan'androny!bye bye e

1. misratana ( 27/04/2013 08:59)
Tara loatra ry Magro fa efa sady vitsy an'isa no mbola tsy ao anaty lisi-pifidianana fa tara train, taitra ny olona enao mbola hoe "tsisy fifidianana zany eo ra tsy tafody aho", nilaozan'ny omby (vavy be rornono) niahaka!
novalian'i lefitatra ny 04/05/2013 07:47
2. misratana ( 27/04/2013 09:26)
Ny tsy fantatry ny tim dia ity: raha tsy voasoratra ao anaty liste ianao (satria nanda) dia tsy "prise en compte" akory ao anatin'ny isan'ny olona tsy nifidy, zany hoe tonga dia toy ny tsy mi-existe mihintsy. Raha tafiditra amin'ny isan'ny tsy nifidy mantsy ianao ny misy lanjany zay fanehoanao ny tsy nifidiananao zay.Mbola diso kajy ihany eh!
3. misratana ( 27/04/2013 09:27)
Nihevitra an'ndrajoelina ho domelina kay domelina+1
4. lefitatra ( 04/05/2013 07:47)
mba elĂ  tonga saina refa tsy misy mamaly ny lohahevitrialahy, hita hoe foza+ foza + foza+...... vao maika tena mitorona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.09