Presidensiabla

1. randria67 ( 23/04/2013 14:20)
Raiamandreny, toteny,afaka mampihavana, madio,tsotra, izaho manokana dia tsy mahita afatsy olona iray dia ny Jeneraly RASOLOSOA DOLIN, koa tohano ny hevitro fa hilamina ny firenena
novalian'i bazylou ny 26/04/2013 22:19
2. ialahy ( 23/04/2013 15:32)
fa ahona koa ny hoe afaka mampiahavana?????
isika vahoaka madinika anie no ataon'ireo mpanao politika fitaovana foana e! isika no ampidiany, ka ny mety raha ampihavana dia ny vahoaka fa tsy ny mpanao politika, reo taoko hitam-poko hitam-pirenena fa mihavana foana, jereo reny ry Zafy sy Ratsiraka sakay sy maso nge reny raha araka fahalalantsika vahoaka anazy e! dia jereo izy reny copin copin be! iska no hifandramatra hiady eto, tsy mila fampihavanana zany ny mpanao politika fa fifidianana atao dia atovy mafy tsara ny lalam-panorenana ampiaro A-Z ny lalana dia mety io, aza asina ambony lalana tsony koa.
3. vony501 ( 24/04/2013 07:24)
Olom-baovao jerena eh! RASOLOSOA Dolin zany anie ka isan'ny mpanongam-panjakana e! Izy sy Rolland Ratsiraka no nanomana sy nikarakara ny fandrobana tany Toamasina. Tsy olona madio izy, noho izany tsy afaka hampihavana izany.
Ary raha olom-baovao no resahana, dia tsy misy hafa tsy RAKOTOMALALA Fleurys
4. ialahy ( 24/04/2013 11:56)
Patrick Raharimanana koa olom-baovao! sady presidensiable tsara :)
5. hery ( 24/04/2013 13:34)
Efa nametraka candidature ve le Rakotomalala Fleurys? Vaovao be tokoa aloha e... mbola tsy heno mihitsy :-p

I Patrick Raharimanana koa mety ho tafa lavidavitra ihany, mety hahazo toerana maromaro ao amin'ny antenimiera fa mety tsy ho lany prezidà. Asa anefa
6. ialahy ( 24/04/2013 13:42)
Raha tsara spons i Patrick dia tafa mihitsy, raha ny programan'asany aloha dia tena mahavelombola tanteraka, izahy hoe tsy lany olomanga ny malagasy, sady izy actif be ao aminy facebook :) raha misy tsy mety dia azo kianina ao e! na koa hoe misy toro-hevitra dia mandray koa izy, izy sy Roland zao no hitako aloha hatreto hoe hifandanja.
7. nilex ( 26/04/2013 12:51)
Aza adino fa tena maro an'isa ny gasy no mbola bado tanteraka an.Ny olona aty andrenivohitra ihany no afaka manadihady fa ny maro an'isa any ambanivohitra dia tena mbola mora hambakaina tokoa.Asa na ho ain'ny any ambany any ny hampiasa ity bileta tokana ity ko,be ny hanaonao foana amin'io.Tsy mijery programa na olona izany ny any ambanivohitra fa ny anarana efa malaza ihany no fantany ary fidiany.Tsy mahagaga amin'ny fifidianana eto fa ireo malaza ihany no lany.
8. bazylou ( 26/04/2013 22:19)
koa raha tsy hoe mazoto be ao amin'ny fb dia ho lany kooo.

beurrk,

i dolin ve ?? tss aleo ilamina ry baina fa tsy mila olona toa irenyny firenena.
TSY LANY I DOLIN,
dolin , dolin, dolinpopolin, dolin din
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007