raha miova eo tokoa moa

1. bazylou ( 22/04/2013 23:59)
i rajoelina k ahilatsaka hofidiana . Satria betsaka loatra ny mpomba azy etsy sy eroa no mivazavaza an'io di ainona no lazainaroe tim . t
dia hilaza hoe aleo hilatsaka ve fa ho hita eo zay maharesy ?
Izaho mino fa tsy maharesy an'i rajoelina i kalalao.

beuurrk
novalian'i misratana ny 27/04/2013 09:13
2. hery ( 23/04/2013 08:08)
Tsy ho sahy izany Rajoelina e. Kanosa iny raha tena resaka fifidianana. Raha hitany hoe mety ho lany izy tsy maintsy nilatsaka. Fa hitany ny chance-ny hoe afa-baraka eo fotsiny dia aleo tsy milatsaka amin'izay mba lazaina hoe tia tanindrazana.

Raha vao manaiky hilatsaka izy mantsy dia tsy maintsy hilatsaka Ravalo dia izay izy vao tena fay.
3. ialahy ( 23/04/2013 15:21)
tena aza manao an'zany ra-Hery a! tsy te hanala baraka an'i Ravalomanana no hipetrahana hoe tsy mahazo milatsaka izy, fa vao maika afa-baraka be eo ary tsy sahy hody tsony raha be kiry eo foana. Fa iza no tsy niteny tamin'ianareo TIM ireo hoe izay DJ kely iny ve hisy dikany e? vao nanomboka ny greve de tsy nasinareo sira ilay izy, ozy fotsiny nareo hoe; jereo aloha ny hery vao mitsapatsapa ahy.... ary nionganana teo aza anie ka mbola tsy haianreo tsara mihitsy e! ronono an-tavy no nomena anareo hoe nisy an'zao de nisy an'zao dia iny fa nino tokoa.....
dia hoy aho hoe aza manao an'zany fa iza tsy niheky hoe i Ravalomanana no mpanao politika teo tsy nisy sahy nikitika dia jereo nanovany DJ anazy, mbola manavy hatramin'zao......
4. bazylou ( 23/04/2013 22:21)

o ry rahery a, le8 anie any rsa e. ary tsy hoavy eo mandrakizay zany lery e. Aza manonofy . tera t eo ialahy rah amilatsaka i tgv fa tsy hain'ialahy anie zay ho avy eo e. heee

sady tsy poinsa intsony ny atongavan'i le8 raha hilatsaka izy e.

beeuuuurrrk
5. nilex ( 26/04/2013 12:57)
Misy politika tsy azonao ry namana basy a.I Rajoelina nge aza adino fa mahalala tsara fa tsy ho lany raha fifidianana eo e,fantany fa vitsy ny olona hifidy azy saingy tsy sahy nijanona mivantana izy fa zarany aza nisy an'iny resaka ni....ni iny dia afaka madiodio izy.Tgv efa tsy nazoto intsony fa ny olona tao aorinany izay manana tombotsoa be amin'izao fitondrana izao no nanery azy hilatsaka.
Voaporofo koa nge izao fa tsy misy fitiavana andrajoelina akory kay ireo olona tena nanodidina azy tao fa nanao calcul politique fotsiny.Lasa nihataka taminy avokoa ireo akaiky azy teo aloha,Na izy koa ary nge tsy nanana fahatokisana tamin'ireo manodidina azy ka rehefa nanondro candidat izy dia olona hafa no natolony.Tezitra ny hafa ka lasa mizarazara be ny tgv ankehitriny ka hizara be ny vato an.
6. bazylou ( 26/04/2013 22:09)

misy politika tsy azon'i nilex, dia ny hoe atao maro ny miparitaka dia maro koa ny
vintan a ahazoana azy.
Ka rehefa misy ny 1 amin 'ireo no lany dia any daholo indray no manara po manarak an'i tgv.

vive tgv.

beeurk
7. misratana ( 27/04/2013 09:13)
Tena manonofy daolo reto Tim reto. Ny antony tsy hanaikendrajoelina na ovina na ovina ny filatsahandra8 dia tsotra: tsy hanaiky ny voka-pifidianana eo mintsy ra8 fa hanao toy ny tamin'ny 2002, ka inona no ilana mpanakorontana???
Ra matahotra an-dra8 ve rajoelina dia maninona no nahavita nanala anazy teo???en plus eran'i Madagascar ny vahoaka no nihetsika fa tsy toy ny tamin'ny 2002
Tadidio koa fa tsy mbola nisy filoha natoky vahoaka otran'ndrajoelina, sahy mande eny ankalamanjana manavatsava vahoaka an'alinkisa (teny androva nankeny amin'ny lapan'ny tanana, tany tamatave, diego, tuléar, fianarantsoa, majunga sns) ra8 mila hélicoptère 2 fara fahakeliny manaraka ny avion-ny, manao meeting mbola garde du corps tsita isa
Raha vitsy an'isa ny mpanohana an-drajoelina efa ela izy no nosavoritahan'ny olona amin'io toetrany mandende eny ankalamanjana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1887