tonga omaly teo Ivato ratsy iraka sy ny vadiny

1. milamm ( 21/04/2013 11:07)
nanatrika ny fivoriana notarihiny ffkm izy omaly raha vao nidina ny fiaramanidina nitondra azy teny ihany koa rajoelina, ny filoha teo aloha Atoa Zafy niaranidinika ny fampihavanampirenena nirava maina fa samy angady mondro tsy nahatapak'ahitra ny rehetra tsy manana vaha olana @ krizy sy ny fiarahana mandrindra ny fifidianana jolay izao
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:44
2. cyril ( 22/04/2013 01:41)
Anisika an'i lavanify ho kandida ny tanjony e. Hitarika tension politique aloha dia refa tezitra ny kil dia mody we tsy afaka anaovana fifidiana fa mila filaminana.
Eo foana io mandrapa feno taona an'i lavanify
3. andrywui ( 22/04/2013 11:38)

cyril:

Anisika an'i lavanify ho kandida ny tanjony e. Hitarika tension politique aloha dia refa tezitra ny kil dia mody we tsy afaka anaovana fifidiana fa mila filaminana.
Eo foana io mandrapa feno taona an'i lavanify


ary maranitra i bainn a !!
4. bazylou ( 22/04/2013 23:46)
fa angahatsy hoe vonoina indray i deba fa mpangalatra sy mpamono olona e? ary aiza ny fitsarana ny 10 aogositra ??? avela fotsiny angah asatria hoe antitra C???

beuuurrrk
5. misratana ( 27/04/2013 08:43)
ka ra vao asisika lava-nify de tsy hanaiky ko hono i fisatava be solonify fa tsy maintsy ho kandida
6. misratana ( 27/04/2013 08:44)
ampikokely hoe fisatava be solonify tambawaks
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3405