tia tanindrazana

1. bazylou ( 20/04/2013 22:24)
sy tia an'i madagasikara hono ny gasy aty andafy nefa na ny makany mada aza tsy sahiny ary nan y zanany aza tsy mahay teny gasy akory.......

Beuurrrkk

Any mada no tena misy ny ady fa tsy aty ivelan'ny terrain no avo vava.
Ohatran'ilay soavaly belohalika iry sy kalalao.

beeeeeeeeuuuuuuuurrrk
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:46
2. andrywui ( 20/04/2013 22:48)
ry zalah any andafy reo mintsy ane rabazy no tena manao lougarou mahita volana any nefa tsy mahita ze fiainan'ny malagasy aty akory e ! any no be taimbava any andafy any ry lerony , andevozimbazah any fotsiny amin'ny famafana wc ozy rabazylou zay nefa any lavitra any no be wawawawa miseho mahalala ny fiaianana aty amn tanana aty ,, modia lisany ra te hanao politika fa tsisy hainlisany amze fiainampirenena aty akory tssssshh hon hon hun hun
3. cyril ( 22/04/2013 01:37)
refa mijery fitaratra lesany mitsam dia avereno reo vavan'lesany reo
4. andrywui ( 22/04/2013 11:38)
olty rapikatti a ; iza less zao ny mdp nty cyril ty zao le ? mbo alefaso atsy am email less fa tsy hanaovako hadalana a
5. bazylou ( 22/04/2013 23:44)

ry lerony sy ny zanany zavtra olona kely endaka dedadedaka izany daholo . mpivazavaza fotsiny fa tsy sahy mandray andraikitra.

Dia avy eo milaza hoe zahay tsy hody tsony fa tsy mety mana karena i madagasikara.

beuuuurrrrk
6. misratana ( 27/04/2013 08:46)
olona 30 ve no mba namaly ny antson'ny GTTAY tami farany teo de mba in mo zany mihoatra amin'ny gasy aty France 100 000???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5759