izahay tgv
1. bazylou
(
04/04/2013 15:35)
manohan an'i andry rajoelina fa tsymanohana sy manaiky kosa an'i hajo andrianainarivelo nivarotra ilay tany 6000 ha any horombe io. Izay varo mora satria matim bola i lery hanaovana fifidianana.
Hajo andrianainarivelo , tsiaaaa.
beuuurrrk
Hajo andrianainarivelo , tsiaaaa.
beuuurrrk
novalian'i bazylou ny 06/04/2013 16:45
2. andrywui
(
04/04/2013 17:40)
Merci rabazilou à ,, bedeb ny afera ratsy vitanle hajo fa tsy milay io ...
Aleo mapirehatra masinnn iany ,,mirifatra be reny ...ry hajo tony ve ra lany eo tsy le prezida panao lougarou be tsy manaiky fona reny
Aleo mapirehatra masinnn iany ,,mirifatra be reny ...ry hajo tony ve ra lany eo tsy le prezida panao lougarou be tsy manaiky fona reny
3. nilex
(
05/04/2013 05:56)
raha ny afera ratsy no hitsarana olona dia tokony i tgv nge izany no tsy tianlisany voalohany indrindra e.Sa modiana tsy jerena indray.Ny an'i hajo izany mbola kely raha hoarina amin'ilery e.
Asa na mody fanina ialahy isany na ahoana fa olona niarka nisolelaka tao nge ireo fa vao aingana kely no niady diakan'izay dia inona???? niarahana nanao ireo afera ratsy rehetra.Hay ve hiaiky ihany ialahy isany ny farany fa olona ratsy ireo e?Ary mino aho fa rehefa kelikely eo ireo dia hifanatsikera eo daholo ka ihomehezan'ny olona fotsiny.

4. ravatorano
(
06/04/2013 10:30)
raha nanao izany afera izany i hajo naninona no nitazan izany fotsiny ry zareo mpitondra manomboka eo amin'ny prezidan'ny tetezamita ka hatramin'ny lehiben'ny faritr'Ihorombe ????? sa kopaka isasahana ka nony nikopak'elatra ilay neverina hatolotra d may volotratra ! za aloha tsy mbola mihevitra hifidy na iza na iza hatrmain izao fa mijery mamaky mihaina ny lazain ny pokona rehetra d miandry izao tena manana programa mlay d ho hita eo !
nefa saika nanana pro mlay daholo ireo efa teo fa nivadika foana rehefa nahazo fitondrana na iza izy na iza ! hahahahahahaha ! izany ilay politika malagasy na polifika gasy eh ! ny efa nigadra aza izao manatena fa ho lany amin'ny fifidianana d hitondra ny malagasy indray HONO !
ntsssss