Apokalipsa politika !
1. AndriambyII
(
03/03/2013 19:43)
Izay sisa no azoko ilazana sy izarako ny zava-miseho eran-tany @ izao fotoana izao , raha ny zavatra niainako tiako hozaraina hatr@ izay naha globe trotter ahy izay .112 pays visités ,430 FM étudiés, des multiples conflits sous formes divers a transmettre , a communiquer , a laisser pour l' histoire de l' humanité , on a perdu de la famille , des proches , des amis , des connaissances , des collegues , des compatriotes ,ets, ets ,....Na izany aza dia tsy maintsy mitsinjo ny fireneko aho , na dia betsaka aza ny ankasomparan' olombelona tsy voahevitra , tsy azoko an' eritreritra , tsy nampoizina , tsy azo veroka , tsy hita ho fantarina , tsy azo vinaniana , ...,dia tiako ny hiteny fa sarotra ny làlan' ny malagasy hahatafavoahana @ ity krizy indray mitoraka ity ! Tsy kilalao intsony fa tena izy ( lalànan' ny kanety fahazaza ) ironie du sort ? tsy hay , tsy fantatra , henjana ny tantara , tsy misy intsony ny famindrana fo , izay levona dia veloma madinika , izay lasa any ankoatra dia soavadia ! Mbola hifanatritava eo anatrehan' i Zanahary Ray tsy toa mpanao ny lanitra sy ny tany isika rehetra! Mahaleova mahalasànana , fa izahay dia handray ny sabatry ny lanitra ! Apetrako ho hafatra ho an' ireo izay hilatsaka ho filoha ity fonjan-kevitra ity .
novalian'i herin ny 05/04/2013 12:28
2. saho
(
03/03/2013 21:18)
Hita fa marionette vaovao no tadiavin ny Frantsay, tsy mila doka ny olona teo aloha fa marionette vaovao, hatraiza ny fahaizana mandravarava ara psychologika ny fisainana Malagasy, hahodikodina, hatao kilalao sns...
Marina fa misy foana ny fahadisoana na aiza na aiza fa ny any Gasikara mbola tsy mipetraka tsara ny rafitra lalàna (Justice). Tsy miasa amin ny endrika rariny sy hitsiny. Na tampimpahaizana tahaka inona aza rehefa tsy miseho ny stability politika na koa ny rafitra politika mazava sy milamina araka ny lalampanorenana dia cercle vicieux foana no miverimberina.Raha ny fandinihiko manokana dia maninona raha hampidirina daholo izay te hilatsaka na ra8 na rajoelina na iza na iza, izay mamimbahoaka dia lany eo, amin ny taona 2018 efa ho hafa indray ny mandimby toerana. Potika ny fiainambahoaka, indrindra fa ny sarambabe satria ny rafitra toekarena (economie) mivoatra ilana rafitra politika milamina. Jereo ireo toerana nandalovan ny revolution printemps tany musulman hatramin izao ny ao Syrie , tena tsy milamina hatramin izao...satria rafitra toekarena (economie), ry zareo no mamatsy petrol (oil) erantany, tsy 100% le famatsiana erantany fa presque 75%.
Mifohaza ry Malagasy, aza mety rebirebena, halatsao daholo ny candidat rehetra na iza na iza. Dia tany ho sambatra le Madagasikaranay!!!

3. Hagg
(
04/03/2013 06:10)
Je comprends votre désarroi et j'admire votre sentiment d'appartenance même si vous êtes loin.... comme les malgaches ne sont pas du genre à faire du harakiri ou du kamikaze et combattre pour sa patrie, on n'attend plus que le bon Dieu...mais comme le Pape émérite l'a dit...parfois Dieu est endormi et une seconde pour lui peut être 10ans pour nous. Mais des signes fait savoir que Dieu n'abandonne pas encore Madagascar. Il veut encore faire quelques choses ici....et bien bon courage!!
4. Nehemiah
(
04/03/2013 06:22)
Hagg:
mais comme le Pape émérite l'a dit...parfois Dieu est endormi et une seconde pour lui peut être 10ans pour nous.
Tsy matory izao mihitsy i Andriamanitra (Sal. 121:4) ary tsy azo avoana @ heviny tena izy ny 2 Pet. 3:8. Antsika gasy no nanary azy fa tsy Izy mihitsy no tsy miraharaha antsika.
5. Hagg
(
04/03/2013 06:32)
Teny nindramina re iny e ... entina ilazana fa ny fotoanan'Andriamanitra dia tsy fotoanan'ny olombelona... manana izay hiheverany antsika Izy.... fa io dia mety ho afaka 40 taona... mandritra izany alo dia afaka mifanatsafa eto isika...izay lasa moa dia soava dia hoy ny namana Andriambyl.... raha tsy hiady isika dia izay no izy... toy ny zanal'israely nanaiky handevozina tany Egypte... fa na iny koa aza efa voalaza mialoha.
6. Nehemiah
(
04/03/2013 06:46)
Marina izany, fa raha ny fahitako azy dia ataon'Andriamanitra ho lohany indray antsika fa tsy rambony intsony raha miverina @. Tsy voatery ho fatalistes be manadala antsika (satria manana an'izay fisainana nentin-drazana izay antsika) fa azo atao ny mandray fepetra sy mijoro.