ANTSO FANAIRANA A?NTSIKA OLOM-PIRENENA REHETRA TAONA 53 taona 1960-2013 RIPAKA ny FIRENENA

1. nygasysoafifameno ( 12/01/2013 05:32)
53 TAONA 1960-2013 no RIPAKA TOEKARENA ny FIRENENA RIPAK'IREO Mpitondra firenena vahiny sy ireo orinasa SAVOROVORO (multinationale) an-dry zareo firenena vahiny. RIPAKA anaty FAHANTRANA ny fianakaviana sy ny TANORA. REPOBLIKA TELO samy MATY AMBOHOKA. Ny mpitondra firenena vahiny no manapoizina ny fifidianana Prezidà ny Repoblika eto Madagasikara ka na olona tsy nahita fianarana, na olona tsy nianatra fa DJ mpampadihy mpanao dokambarotra hetsi-po vetivety, na Amiraly tsy ampy na tsy nanavao fahalalàna fa de samy nampididoza...NY MARINA dia NA ingahy Marc Ravalomanana na Ingahy Andry Rajoelina dia SAMY olona tsy NAHITA FANARANA ka POAK'ATY ara-pitondrana firenena, SAMY NAMPIDIDOZA, MAMPIDIDOZA, MPANIMBA MPANDROBA Harem-pirenena SAMY MIRAY TSIKOMBAKOMBA amin'ny mpitondra firenena any IVELANY Miara-MANDROBA Harem-pirena MANDRIPAKA ny firenena ao anaty fahantrana ka mamono an-jambany ny taranaka malagasy.
Ingahy Marc Ravalomanana dia mpitondra RONONO TSY NAHITA FIANARANA ka ataon'ny Amerika sy Afrika Atsimo AMBOLETRA fitaovana BITRO handripaka ny Haren'i Madagasikara ary BOLKY POAK'ATYrehefa mandray fitenenana.
Ingahy Andry Rajoelina koa dia TSY NIANATRA fa DJ mpampandihy mpanao hetsi-po vetivety dokambarotra ka ataon'ny mpitondra Frantsay AMBOLETRA fitaovana BITRO andripaka harem-pirenena ary BOLOKY POAK'ATY rehefa mandray fitenenana.
AMERIKA, AFRIKA Atsimo, sy i FRANTSA izany no MIKAJY ho OLONA TSY NAHITA FIANARANA no ataon-dry zareo AMBOLETRA ho Prezidà ny Repoblika eto Madagasikara. SADY mbola ry zareo koa hono no amatsy ny vola ny fifidianana amin'ny mai 2013!... IZANY no tena hoe MPAMOSAVY ! ...AO koa ireo MPISANDOKA MPAMOSAVY ny lalàmpifidianana sy ny Lalàmpanorenana BITRO natsofoka ao amin'ny HCC ary indrindra Ingahy Norbert Lala Ratsirahonana izay tena KALAZA LAHY MPISANDOKA MPAMOSAVY ny lalàmpifidianana sy ny lalàmpanorenana faha Ratsiraka, faha Ravalomanana ary izao misandoka miaraka amin'Ingahy Andry Rajoelina...Sady SAMY TSY MAHALALA MENATRA, JAMBA tsy mitsitsy ain'olombelona no POAK'ATY MANETRY ny vahoaka malagasy ho mpifidy adàla (électeur imbécile) 53 taona izao (1960-2013)...
DIA MBOLA IREO POAK'ATY BITRO BLOKY MPISANDOKA MPAMOSAVY 53 taona (1960-2013) lalàmpifidianana sy Lalampanorenana ireo ihany indray hono no anao ny fifidianana Prezidà Ny Repoblika amin'ny mai 2013 !
Ny Profesora TAHINA kandidà amin'ny fifidianna ho Prezidà ny Repoblika dia manao ny FANAIRANA olom-pirenena ANTSO AVO ENTITRA sy MAZAVA amin'ny FANAFOANANA io fifidianana Presidà Ny Repoblika amin'ny MAI 2013 io izay efa VOAPOIZIN'IREO EFA NAMONO AMBOHOKA ireo REPOBLIKA TELO teo aloha (53 taona izao 1960-2013). Ary dia ny 1er aogostra 2013 no tsàra anaovana fifidianana madio tsy mandany vola be ny fifidianana izay ho Presidà Ny Repoblika. Ny volana jolay no atao ny fampielezan-kevitra sy ny fifanatrehan'ireo mpifaninana mivantana eo iamasom-bahoaka.
Ny Pr Tahina dia MANOME mampita ho antsika olom-pirenena eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao, ny HAIjery mitambatra (VISION), ireo OLANA ifotony, sy ny vahaolana matotra sy maharitra ho fanarenantsika sy ho fampandrosoantsika zanany an'i Madagasikara.
Manasa anareo olom-pirenena rehetra ary, amangy, amaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ataontsika zanany ho an'i Madagasikara ao amin' ny blog :
www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
novalian'i AMIG0 ny 15/01/2013 08:39
2. milamm ( 12/01/2013 13:40)
mba mahagaga ty fisainanao ry pr. Tahina asa raha mba nahavita ny famoronan'asa eto M.kara
10.000 nolazainao ho tsy nahita fianarana ianao na mitady seza nefa tsy mahazo??????
3. AMIG0 ( 15/01/2013 08:39)
MArina io ah! HAhahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4291