TSY MAINTSY TAFIDITRA ANY MADAGASCAR AH NA INONKIDONA NA INONKIHATRA AMINITY 2013 ....

1. andrywui ( 06/01/2013 00:23)
..Oh leretsy e de mbola tohizana foana ve ity fanaovana be loha ity e , maninnn raha mande almin'ny aradalana amzay ary fa tsy fandrahonana be loha vava be no alefa , vao maika zao ny olona maeno anzany rahombava be zany de hanidy trano mafy de maika ty kizina any foana enao ry dada malala !!!

tssss itoeran'ny satroka fotsiny !
novalian'i hadji ny 11/01/2013 12:25
2. nilex ( 07/01/2013 13:17)
Ka matoa izy sahy mody eto misy dikany izany ary matoa ny sasany tsy sahy mampody azy eto dia samborina fotsiny misy antony ao ry namana.Tsy azo sambosamborina amin'ny tsy rariny ny olona mantsy ka mampatahotra ny hafa.Tsy efa mazava ve izany e?
3. hadji ( 11/01/2013 12:25)
ka tsy hoe samborina izy vao tonga ey ivato avelao hody dia jerenay ny fisamboranareo azy e kay moa efa namadika palitao ra andriwi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0064