tsy miala eo e;;; fa i le8 nareo anie ry zalahy ka tsy hotafiditra eto mada tsony eee. ny passeportny aza nalain'i vendredi........ robinson tsy hita ; loooooooooooooooooooooooool loza
hahahaha o lty rabazy a !!
nga mbola tsy renlah ny vaovao ony le
hitaingina zahatra hono i dada na farafaha-kisoany bidon no idirany eto !! mba sur kosa ony fa mba ho ontsa ireo maita azy eny amn cote de mba tsy haninn azy !!
zay ndray zao no vaovao voizina eny amn magro eny !!