SAIKA LOZA RAHA TSY TEO LERY ARY KOU ....

1. andrywui ( 13/09/2012 11:22)
- Raha sanatria aza ka mbola nitoy nitondra teo ihany i dada de angamba efa olona anarivony maro no efa notifitifiriny , ary mety ho ny anabavinlisany mpiondana sy ny frere nlisany no mety efa victime amzao raha mbola teo lery

de misaotra an'i rajoelina alou fa raha nitoy teo i dada asa ngamba ze nahazo ! saotra less prezida kely aa huhuhuhuhuh
novalian'i hadji ny 01/10/2012 07:45
2. andrywui ( 13/09/2012 11:25)
ny vono olona mande , ny fanagadrana officiers sy ireo karazana manamboninahitra tamin androny mandeha.
tssssshhhh mbà olona inona re rangahy iny eee
3. hadji ( 13/09/2012 13:45)
fa ra ialahy dia mpandihy sexy no betsaka oh
4. andrywui ( 14/09/2012 12:20)
aleo mpandihy sexy tsisy faty oul ,, toy izay voky ronono antavy + faty oul mikarararana hadji a ! marina mitsy zany !!
5. hadji ( 14/09/2012 14:18)
bizina string zany no mandeha zao
6. dadabe ( 16/09/2012 11:37)
kay leul;;eu ...hatrary ka hatraty leuleu
7. andrywui ( 16/09/2012 20:32)
bizna ronono anaty pO no mety zao bainn aa !! ny tena voky ronono tany fotsy,, ny aretikibo mifafy ,de sady maty no mihosotay avy eo !! mahavoaza ny mpiondana huhuhohohohuh
8. dadabe ( 20/09/2012 02:15)
kayy lleuleu
9. hadji ( 20/09/2012 04:46)
ary zany ve ny fisotroanareo ronono kayy lleuleu
10. dadabe ( 23/09/2012 10:32)
hadji a fisotron olona mivika izany kleuleu
11. andrywui ( 23/09/2012 10:57)

dadabe:

hadji a fisotron olona mivika izany kleuleu
fisotron oul miPIKATTI dadabe zany bainnn à huhuhuh
Elah ane ony bainn mbola revendrabatista e aokzay ony ny ady fa elah ngah ony pelaka sa tena izy no mitana ampo zavatra efa amataona mitsy ,
N'a mifona ary ony lery de aleo mifapiakama ndray lisany de
12. hadji ( 01/10/2012 07:45)
hors sujet lery ry dadabe a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9075