Miaramila
1. pulm
(
11/09/2012 10:37)
Mahafinaritra ery ny mahita an'ireo mpitandro ny filaminana maty ireo a!( tsy ny maty akory ny mampalahelo) aiza ny tena heriny @zao hay tena vongany marina, ny mamono vahoaka tsy manambasy no sahandry zalahy, fa ny manana basy mitovy aminy tsy sahiny, ny sasany aza aleony mamono tena mihitsy ko! apesao @zay ny herinao ry Jeneraly baomba a! fa rehefa fahavalom-pirenena ange tsimisy an'izany hoe tsy fari-piadidiko e! sa matahotra ny ainao koa enao?( te hifidy ny masony nefa matahotra ny lohany tena vongany mihitsy) fanga i Lilison any ny faripiadidiany? no sahy izy nefa colonel ange e! ary enao jeneraly ambony latabatra fotsiny sy mitifitra ny vahoaka malemy, aza manendri-dresy e! fa ny mahery noho enao kasihina
novalian'i hadji ny 14/09/2012 14:21
2. andrywui
(
11/09/2012 11:03)
PULM a diso be enao , tena diso tokoa !!!
ngah i jeneraly bomba miditra ato amin'ny serasera lesy ?? tsy hainy ty fa midaroka bomba no hainy !
tsy hainy akory ary ty serasera ty kou , zavatra olona badra odra tsy mahay ninoninn innn !
i Pulm zao no professeur be ato amn serasera ato ! sady mafy be afaka mifampitana amn dahalo , fa i bomba mataoatra ho faty (ka mamy kosa ny miaina ary kou) raha mbola misy azo alefa alou de alefa e!!! raha ho faty ah de matesa rahavana ,raha ho faty rahavana de matesa alou ny omby , raha ho faty ny omby de matesa klo ny akoho , raha ho faty ny akoho de matesa alou ny saka , raha ho faty ny saka de vakia ny vilia , raha ho vaky ny vilia de TSISY SAKAFO = maty iany ah zany !!
hoy ny ohabolana ,

6. andrywui
(
14/09/2012 12:25)
hadji - 13/09/2012 15:46
tsy mazava ilay fehiny
mazava b zany hadji a , faly be lery zany naita an'ireo miaramila malagasy toa azy maty !! grrrr ...sao d pansavy ary pulm ty kale