Mety hisy "guerre civile" ady an-trano ve eto Madagasikara?

1. nygasysoafifameno ( 09/09/2012 18:19)
Maro ireo gazety sy haino aman-jery milaza izany.
Manasa anao anareo hamaky ny fanazavana mitory fanabeazana ho olom-pirenena momba izany.
www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Misaotra anao ampahafantatra izany amin'ireo namana sy tapaka.

Efa amidy eny amin'ny Librairie Saint Paul ny boky amin'ny teny malagasy
Madagasikara 52 taona fitondrana OSA nampididoza
Tetezamita gaboraraka mivalapatra telo taona mahery
tsy misy haijzery mitambatra mamoitra aretina ifotony
Tsy misy vaha olana matotra sy maharitra...mikotrika
fifidianana misandoka...mampididoza firenena
novalian'i hadji ny 13/09/2012 13:50
2. andrywui ( 09/09/2012 19:07)
marina mihitsy zany zoky gasysoa a ! tena marina ny voalazanao telo ngarangidiny ry le kisoa lahy reo tsisy zavabita !! fa misy kozy kely milay ty zoky a , maita fanafody mapaniry volo amreny loha sola reny ah raha mba anandrana i zoky !! omeko email ve i zoky ?? merci
3. Veloo ( 10/09/2012 15:01)
andrywui, hihihihihhihih
4. pulm ( 11/09/2012 10:40)
tena adala lesy ela ty! sady mivadibadidela
5. andrywui ( 11/09/2012 10:53)

pulm:

tena adala lesy ela ty! sady mivadibadidela



Slt pulm , za less bainn mba manoro hevitra fa adala aona ary à
N'y resaka mivadibadidela ndray d efa ela ah no tonga saina.
6. milamm ( 12/09/2012 12:57)
miala tsiny aminao ry j.j.thaina fa afaka mamakafaka daoly ny zvmiseho ny rehetra na dia vokisanao fanaratsiana ny teo aloha aza ny resakao fa tsisy fanabeazana na kely aza ny mpiaramonina. Fanotaniana 2 ihany dia vita,
1. taiza ianao hatrizay milaza ho manampahaizana tsy nitondra na kely aza anjara-biriky nandritra ny 52 taona?
2. Inona ankoatrany ady seza toy ny teo aloha tadiavinao no ezaka efa nentinao mihatra mivantana @ fiarahamonina tanisao eto fa tsy hiandry tolorana seza fotsiny @ ireo mpitondra
fehiny : alahelonkanina.... efa fantatra zero manatody
7. andrywui ( 13/09/2012 11:17)
elaela ramlamm zan aa ! kaizizy zany ee

ary aza masiaka b otranio fa kalma fotsiny ato ee
8. hadji ( 13/09/2012 13:50)
ka ialahy ange ra andry tsy dia mbola matotra loatra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.302