Misy ireo haino aman-jery (gazty) milaza hoe mety hisy ady an-trano "guerre civile" hono ve eto Madagasikara?
manasa anao hijery ny fanazavana momba izany ary mitory fanabeazana ho olom-pirenena ny Pr Johnson Jacky THAÃNA www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com na avy eo amin'ny Google mivantana. Natao teny frantsay izy io fa mbola hatao teny malagasy tsy ho ela.
Misaotra anao anareo ampahafantatra izany.
Tsy mila mamaky akory an'izay voasoratra aho dia hamaly ny fanontaniana : TSIA, tsy nisy ary tsy hisy mihitsy izany "guerre civile" izany eto Madagasikara. Tsy manana an'izany kolontsaina mifamono an-toerana izany ny gasy. Ny nisy teto dia DAHALO POLITIKA manana basy namono gasy mba hahafahana mangoron-karena, dia niaro tena ny gasy ka nandositra na niala (na hiala) ihany ny DAHALO POLITIKA (1972, 1991, 2002, 2009)