Misy alika be izay izany. Dia rehefa tonga aho dia falifaly be ilay izy. Dia mipelipeli-drambo sy mitsinjatsinjaka.
Tsy maninona izay, fa ny mahasosotra dia mileladelaka be raha vao tsy tazomina haingana. Dia izay angamba no nahatonga ny teny hoe alika, avy amin'ny teny anglisy hoe "I lick".