Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012

1. niryna ( 29/06/2012 16:19)
Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012



Ny fanontaniako dia hoe inona io daty apetraka 1943 io
Ary inona io daty napetraka 2012 io ?
novalian'i bor2lais ny 20/07/2012 16:47
2. Fiffi ( 29/06/2012 16:42)

niryna:

Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012



Ny fanontaniako dia hoe inona io daty apetraka 1943 io
Ary inona io daty napetraka 2012 io ?
.....?????.....

1943=année de naissance

2012=année de sa disparition

dé innn lé fivavahana sy finoana am io ?

3. Fiffi ( 29/06/2012 16:52)
somary gaga zah hoe tsy hain'i niryna ireo....nefa lozika be....
4. hanjaris ( 30/06/2012 12:22)
lol
5. dadabe ( 01/07/2012 13:54)
Ralay iza ??


ary hita niverina tampoka i Fiffi a
6. Fiffi ( 01/07/2012 16:00)

dadabe:

Ralay iza ??


ary hita niverina tampoka i Fiffi a


hehehehehehe bedada !!! ;)
7. majesty ( 03/07/2012 06:13)
ary nataoko fa hoe le Ralay fantatro ko no maty lol hay kay fanontaniana fotsiny,
8. RBNIR ( 03/07/2012 10:33)

majesty:

ary nataoko fa hoe le Ralay fantatro ko no maty lol hay kay fanontaniana fotsiny,

Faly miarahaba namana,
Tratra koa ianao izany :-) fa tsy ianao irery hi5.
Samia ho tahin'ny Tompo
9. majesty ( 05/07/2012 06:51)
RBNIR: faly miarahaba r'isé ! :)
10. niryna ( 20/07/2012 15:15)

Fiffi:

somary gaga zah hoe tsy hain'i niryna ireo....nefa lozika be....
hi,hi izany angaha midika hoe tsy aiko
11. niryna ( 20/07/2012 15:17)

dadabe:

Ralay iza ??


ary hita niverina tampoka i Fiffi a
hi,hi
12. niryna ( 20/07/2012 15:34)
Fiffi:


niryna:

Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012



Ny fanontaniako dia hoe inona io daty apetraka 1943 io
Ary inona io daty napetraka 2012 io ?
.....?????.....

1943=année de naissance

2012=année de sa disparition

dé innn lé fivavahana sy finoana am io ?


hoy ny baiboly hoe vao tao ambohoka hianao dia efa fantatro e,mbola tsy tonga tety an-tany izany isika dia efa fantaNy isika
1943 izany no fotoana voalohany nahitany masoandro e,nahitana hazavana ,nahafantarany fa misy rivotra mitsoka izy izany saingy efa niaina soa amantsara tao ankibon-dreniny izy .Eo no manomboka izany hoe fiainana ety an-tany izany
ilay 2012 ilay hoe disparition indray dia andeha ho aiza?
Eo no fotoana nahafantarana fa vatana nangatsiaka ilay olona tamin'io fotoana io
Tsy miaina intsony ,tsy mitempo intsony ny fony,tsy mihiratra intsony ny masony,tsy mandeha intsony ny tongony na tsy afaka mamihana intsony koa izy,tsy afaka misotro rano na mihinankanina intsony,tsy afaka miteny intsony na teny mamy io na teny ratsy io na teny mankarary io na teny mamelombelona ny fanahin'ny hafa io.Tapaka manomboka eo izany ireo fihainoana,firesahana,fikirakiraina,na fakana tsiron-kanina na fijerena ,,tsy afaka manao izany intsony.Eo ihany koa no manomboka miala amin'ilay olona ny vatana sy ny fanahy ka ny vatana no mangatsiaka ary vovoka no niaviany ary mivadika ho vovoka koa izy io.
Efa naheno ve isika hoe mpivahiny izahay ety fandalovana izao rehetra izao !
Manomboka eo izany ny fiainana vaovao,fiainana aorian'ny fahafatesana,tsy miverina amin'ny fiainana nandalovany intsony ilay olona na manao ny zavatra nataony intsony fa fiainana vaovao no hisy azy ary eo no fiandohany.Ka na izy izany nandray an'i kristy dia hiara-dia azy mandrakizay na izy izany tsy nandray Azy ka dia hijaly sy fadiranovana mandra-pahatongan'ny fitsarana azy.
Anareo indray izao
13. bor2lais ( 20/07/2012 16:47)
Mahery mihitsy Niryna ity ka ! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072