Tapitra aloha izay ny fety.

1. cyril ( 28/06/2012 15:11)
Araka ny voalazan'ny ekperan'ny ONU dia amin'ny eritaona farafahaingany no anao fifidianana. Ho feno 39 taona ny filoha Andry TGV amin'izay. Miampy iray sisa dia legale tsara ho kandida araka ny lalam-panorenana. Tsy afaka hiteny intsony nareo hoe irotsahany ho filoha sy itondrany fotsiny no nanaovana ny referendum.
novalian'i cyril ny 05/07/2012 21:18
2. andrywui ( 29/06/2012 23:01)
huhuhuhu merci baiinnn mlamm ny tantara !!
3. dadabe ( 01/07/2012 14:26)
Q.. tsssleuleu
4. cyril ( 05/07/2012 21:18)
Za zao mba te ho prezida fa tena tapaka be nefa mbola tsy ampy 35 ans. Tsy tokony mba ahena ve ilay limite d'âge fa tena tsy rariny mintsiny. Aiza ny demokrasy amin'zany? Aiza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524