AVOTRA HO AN'NY MPANAO HOSOKA

1. RUZ9 ( 02/06/2012 13:08)
Io indray ilay mitady hametraka PRESIDENT PAR HASARD
Zo avy aiza moa no itenenan'ingahy Isaac Ramamonjisoa hoe : "tsy maintsy manaraka an'io isika"? Satria hono io manam-pahasahiana
Raha ampy hitondrana firenena ny fahasahiana dia ny jiolahy izany no tokony homena ny fitondrana, sahy tsy mihoatra an'ireny.
Ny hita aloha hatreto dia mbola FAT vaovao indray izany raha ny sekretera jeneralin'ny "AVOTRA ho an'ny firenena" no tafakatra eo.

Izay mamaetraka ny filohan'ny FAT ho isan'ny olon-kendry dia mitovy amin y izany (le pire).
Mbola ny fanaon'ingahy DJ ihany koa no tadiaviny hatao ka aoka hazava dieny izao, Tsy ilaina io olona io.

Mbola lainga sy fanapoizinana vahoaka,nofy atoandro sy fanambaniana olona no fitaovana ampiasain'ialahy hiakarana eo ? Raha nofy atoandro no ahazoana fitondrana dia ny marary saina no loha-lisitra.

Tsy AVOTRA HO AN'NY FIRENENA io fa ménace vaovao ho an'ny firenena indray ; film efa nandeha.
Hamorona krizy vaovao indray angaha.
averiko kely eto indray ireto andinin-teny avy @ baiboly ireto ho an'izay manan-tsaina afaka handinika.
ISAIA : 9
7 Nandefa teny ho an'i Jakoba, ny Tompo,
ary mihatra amin'Israely izany;
8 hahalala izany avokoa ny vahoaka,
dia Efraima sy ny mponina any Samaria,
izay miteny amim-piavonavonana
sy amim-pireharehan'ny fony manao hoe:
9 Nianjera ny biriky, fa vato voapaika kosa no harafitsika,
voakapa ny aviavy fa sedera kosa no hasolontsika azy.
ISAIA : 3
9 Ny toetry ny tarehiny no miampanga azy ireo;
mampiharihary ny fahotany, tahaka an'i Sodoma izy, fa tsy miery amin'izany akory.
Loza ho an'ireo fa ny tenany no fototry ny fahaverezany.
9 Lazao amin'ny marina fa sambatra izy,
satria hihinana ny vokatry ny asany.
11 Loza ho an'ny ratsy fanahy! fa hidiran-doza izy,
fa haverina aminy ny nataon'ny tànany..


Olona tsy matoky tena ary tsy manana fahaiza-manao hitondra firenena ny olona tahak'izany.
Ohatra @ izany ny FAT sy ny firongony.
Tsy lehilahy izany , ny tena lehilahy toa an'i RUZ9 tsy hanao tahaka izay mihitsy.

Teny atsipy ho an'ireo mpanao politika hafa manofy atoandro toa anao, anisan'izany ny filohan'ny FAT sy iny mpomba azy : TSY HIANJERA NY AVIAVY ary tsy hianjera mandrakizay.
vakio ireto toko ireto fa voasoratra ao ny momba an'ity firenena ity sy ny olona voatendry hitondra azy : ISAIA toko 4,9,45,49......
lalan-tokana io ary tsy misy hafa
fanazavana fanampiny : http://cyrius.unblog.fr
novalian'i dadabe ny 06/06/2012 01:25
2. andrywui ( 03/06/2012 07:21)
Ruz à ,mety Ho diso fijery koa enao anefa rah mahafantatra n paipaika politika ....enoy ty ,hatramzay izay mpitondra toherinao mafy alohan n'y fifidianana nefa enao hilatsaka de vuta enao zay ,,mba mila fetsy e ,,zao rah nteny anzay ry AVOTRA de tsy misy manohitohina uzy ary mety ahazo fanampiana amle nodokafany ...fa manohera bétement ane de milatsaha hofidiana e ,, mipoitra daolo zao impot tamlah 20taona

3. dadabe ( 06/06/2012 01:25)
efa tokony harodana less bainn le fitondrana ..mbo kozy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1271