iza no vonona te-hamono tena amin'ny lakrim manaikitra be ??

1. andrywui ( 12/05/2012 13:56)
valiny : tongava eny amin'ny 13mei tsy nahazahoana alalana eny rahapitso ary ,ho an'izay efa maniry te- hosakrifiéndry lalatiana sy ny namany eny !!
novalian'i dadabe ny 26/05/2012 05:01
2. andrywui ( 12/05/2012 14:00)

ny pan pan pan koa tsy ferana rehefa miakatrakatra eny ny hafanana
3. ded.kitty ( 13/05/2012 23:15)
Nisy jeneraly Amerikana (George S. Patton) nilaza mantsy @ foloalindahiny:
"Aza adala ka matimaty fahatany hoan'ny firenenao. Avelao ry zana-koaitra isany no hofaty hoan'ny fireneny."
4. milamm ( 14/05/2012 11:27)
fanaovana tsinotsinona ireo maty 29 marsa ve no tianao amafisina eto? aza de miteniteny foana fa avadiho impito ny lela hoy ny tenindrazana sao ananatsiny @ ireo maty rehetra ho vidiny fahafahany taranany sy ny fireneny
5. andrywui ( 14/05/2012 13:06)
tena mamo le mlamn sann'n a !! 29 marsa aona ramlamn a !sao defa mivilana ko aza nareo zan le !! mois de mei isika zao bainnn a !!

- resaka 13mei no koziko eo io fa jereo tsara alou !! io no ataoko oe ajanony rehefa tsy zaka le maina mbola trohana foana !! mivadika daholo ny globe amzao !!

arabe lazaindramlamn fa renirano de mitsoraka izy !!

13mei ve avadika 29mars sakkaaa
6. dadabe ( 26/05/2012 05:01)
mann et mann leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1305