Yves le malgache, 2e Voyage en enfer et au Paradis avec Jesus

1. didi10 ( 20/04/2012 16:31)
Tsara ny Tompo

Asa na tadidintsika ny fijoroana vavolombelona nataon'i Yves herintaona lasa izay

Talohan'ny Paska teo izany hoe tamin'ity volana Aprily ity dia nentin'i Jesosy fanindroany indray izy ary misy hafatra maro ho an'izao tontolo izao indrindra ho an'ny malagasy.

Ce n'est que la première partie mais je suis entrain d'uplauder.
Bonne écoute
Mibebaha aza miandry farany fa sao tara loatra ny fanapaha-kevitrao.
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 22:01
2. took ( 20/04/2012 17:16)
Salama tompoko,

Sao dia afaka zarainao koa ilay témoignage voalohany.
efa 2ème partie ilay vidéo ao @ youtube.
Misaotra mialoha
Mirary soa
Toky

didi10:

Tsara ny Tompo

Asa na tadidintsika ny fijoroana vavolombelona nataon'i Yves herintaona lasa izay

Talohan'ny Paska teo izany hoe tamin'ity volana Aprily ity dia nentin'i Jesosy fanindroany indray izy ary misy hafatra maro ho an'izao tontolo izao indrindra ho an'ny malagasy.

Ce n'est que la première partie mais je suis entrain d'uplauder.
Bonne écoute
Mibebaha aza miandry farany fa sao tara loatra ny fanapaha-kevitrao.
3. LazaDaddy ( 23/04/2012 02:48)
Raha toa ka nilaza ny "marina" io rangahy io dia tsy misy antony akory tokony namerimberenany hoe "[size=20]tena[/size] marina e".
4. RBNIR ( 24/04/2012 11:43)
LazaDaddy:

Raha toa ka nilaza ny "marina" io rangahy io dia tsy misy antony akory tokony namerimberenany hoe "[size=20]tena[/size] marina e".

Faly miarahaba ny rehetra,
Na misy temoignage, na tsy misy dia minoa ny helo (JESOSY no nitory an'izany) Zava-doza B, mampalahelo raha sanatria lasa any isika. Miadiva, dia matokia an'Andriamanitra fa tsy maintsy ho mpandresy isika.
« Ary maty ilay malahelo, dia nentin'ny anjely ho any an-tratran'i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina; » (Lioka 16:22)
« ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hita* izy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.[*Gr. Hadesy] » (Lioka 16:23)
« Ary izy niantso ka nanao hoe: Ry Abrahama raiko ô, mamindrà fo amiko, ka iraho Lazarosy mba hanoboka ny tendron'ny rantsan-tanany amin'ny rano mba hampangatsiaka ny lelako; fa fadiranovana aho eto anatin'ity lelafo ity. » (Lioka 16:24)
Fadiranovana aho hoy izy. Jesosy kristy dia MARINA ary tsy mba mpandainga. Minoa Azy fa tena misy ny helo.
MATAHORA AN ANDRIAMANITRA, MIBEBAHA DAHOLO ARY OMEO VONINAHITRA ILAY AVO INDRINDRA.
Samia mahery, midira amin'ilay vavahady ety.

Samia ho tahin'ny Tompo daholo
5. rvfaratiana ( 29/05/2012 15:23)
Salama topoko!
Efa nivoaka ve ny fijoroana vavolombelona fanindroany an'i Yves t@ volana Avril teo zany?
6. rahery08 ( 06/06/2012 05:49)
Miarahaba!
Misaotra ano Ry Didi t@ iny temoignage iny, hitahy anao ny Tompo Jesosy! fa mba aiza ny teo aloha sy ny teo aoriany!
7. didi10 ( 06/06/2012 08:20)
Amena!!!! Rahalahy

Eo amin'ilay lohahevitra eo ambony misy azy complet
http://forum.serasera.org/forum/message/m4f951390bf9eb
8. rahery08 ( 06/06/2012 11:55)

didi10:

Amena!!!! Rahalahy

Eo amin'ilay lohahevitra eo ambony misy azy complet
http://forum.serasera.org/forum/message/m4f951390bf9eb

Ka ilay 1er voyage ngeh no anontaniako eh! ary ny ao @ ilay lohahevitra eo ambony aza toa tsy hita intsony ny 3e,4e,5e,6e parties!!! ny 1, sy 2 ihany no toa sisa ao!

9. didi10 ( 06/06/2012 14:36)

rahery08:

Ka ilay 1er voyage ngeh no anontaniako eh! ary ny ao @ ilay lohahevitra eo ambony aza toa tsy hita intsony ny 3e,4e,5e,6e parties!!! ny 1, sy 2 ihany no toa sisa ao!

eo amin'ilay video 2 mandeha de clikeo ny hoe regarder sur youtube de milahatra ao izy 6.

Ny t&moignage voalohany dia texte fa tsy misy video, jereo eo ambonin'ilay video 2 2e Voyage.
Tahian'ny Tompo
10. rahery08 ( 07/06/2012 05:24)

Misaotra anao!
Mirary soa hoa anao hatrany
Tahian'ny Tompo Jesosy ianao!!!
11. Ranyah ( 29/08/2012 22:01)
afaka tsy mino ftsny au lieu d'analyser la grammaire des autres
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089