Mitady mpihira

1. mpitedry ( 07/04/2012 11:32)
Fahasalaman'ny tsirairay.

Tarika malagasy eto Ile-de-France izahay. Miangaly ny bahan-kira Pop Rock. Mitady mpihira lehilahy izahay mba hampivoatra hatrany ny zava-kanto ataon'ny tarika.

Afaka mandefa fichier mp3 izahay raha misy mazoto hiditra ho mambra vaovao ato amin'ny tarika.

Ity ny mailaka afaka ifanresaràna : mpitendry@yahoo.fr.
Mahefa.
novalian'i mpitedry ny 11/11/2012 20:44
2. andrywui ( 19/04/2012 20:55)
afaka mifanaraka !!!
3. mpitedry ( 20/04/2012 05:30)
Misy mailaka hahafahana mifanerasera ve ? Izay no tena tsara. Miandry valiny e !
4. Enry ( 20/04/2012 11:01)
Za mahay feo faha 3 sady mamalana, efa nandefasako hafatra nareo ary miandry ny valiny e;-)
5. mpitedry ( 20/04/2012 16:31)
Enry:

Za mahay feo faha 3 sady mamalana, efa nandefasako hafatra nareo ary miandry ny valiny e;-)

Ka i ranamana ve tena "sérieux" sa mananihany ? Raha nandefa hafatra i ranamana dia angamba diso adiresy fa tsy nahazo mailaka avy any amin-dranamana aho ...
6. mpitedry ( 20/04/2012 16:32)

andrywui:

afaka mifanaraka !!!

Misy mailaka hahafahana mifanerasera ve ? Izay angamba no haingana indrindra ...
7. andrywui ( 20/04/2012 20:11)
Mpitendry ok ...ity mailaka ko ary de any mikozy e. fandjsolist@yahoo.fr
8. andrywui ( 20/04/2012 20:12)
Arobase io -at- io e ....
9. caprio ( 20/04/2012 20:19)
mba andefaso mp3 @ito ranga azafady mba henoinay kaloha: caprio999@hotmail.fr misotra mialoha
andrywui:

Arobase io -at- io e ....
10. hery ( 03/05/2012 07:39)
Andefaso koa ao amin'ny radiovazogasy e http://radiovazogasy.com/radio/upload
11. mpitedry ( 17/07/2012 15:20)
Fahasalamana.
Misaotra namaly ny mailaka. Mbola manatsara ny fandrindràna ireo hira izahay amin'izao fotoana; ka halefanay any amin'ny Radio Vazo gasy izany rehefa vita.
hery:

Andefaso koa ao amin'ny radiovazogasy e http://radiovazogasy.com/radio/upload
12. bongomaso ( 07/11/2012 01:45)
efa nahita mpihira anga ianareo dia ny olona tedavinareo zany olona monina eto frantsa ihany kou raha azoko tsara otran'ny mba mahaliana ana le izy mantsy
13. mpitedry ( 07/11/2012 08:50)

bongomaso:

efa nahita mpihira anga ianareo dia ny olona tedavinareo zany olona monina eto frantsa ihany kou raha azoko tsara otran'ny mba mahaliana ana le izy mantsy

Mbola mitady mpihira izahay hatramin'izao. Ireo "arrangements instrumentaux" no efa vita (hira folo); fa eo am-pandrindrana ireo "arrangements vocaux" izahay, ka tena eo am-pitadiavana mpihira tokoa. Afaka handefasanay démos ranamana raha mazoto.
Mahefa.
14. BONGOMASO ( 10/11/2012 09:29)

mpitedry:

[quote=bongomaso]

oki zavatra isan'ny tiako zany mihira surtout ny gadona rock andefaso demo ary za fa ilay fanontaniako iray no mbola tsy voavalin toi ilay hoe olona monina eto lafrantsa ihany v sa tsy mifidy satria ny tenako dia mandalo ihany no aty fa tsy monina aty fa any dago ito ny adiresi mailako toniric1-at-hotmail.com andefasanareo an ilay demos

Eric
15. mpitedry ( 11/11/2012 20:44)
Fahasalamana.
Tena eto Frantsa aloha ny tarika hatramin'izao; ka izay no mety hahasarotra ny fiaraha-miasa amin'ise. Rahoviana ise no hiverina any an-tanindrazana ? Raha ho eto Frantsa mantsy ise hatramin'ny mi-juin 2013 dia hisy zavatra azo atao miaraka ihany...
BONGOMASO:

mpitedry:

[quote=bongomaso]
efa nahita mpihira anga ianareo dia ny olona tedavinareo zany olona monina eto frantsa ihany kou raha azoko tsara otran'ny mba mahaliana ana le izy mantsy

Mbola mitady mpihira izahay hatramin'izao. Ireo "arrangements instrumentaux" no efa vita (hira folo); fa eo am-pandrindrana ireo "arrangements vocaux" izahay, ka tena eo am-pitadiavana mpihira tokoa. Afaka handefasanay démos ranamana raha mazoto.
Mahefa.

oki zavatra isan'ny tiako zany mihira surtout ny gadona rock andefaso demo ary za fa ilay fanontaniako iray no mbola tsy voavalin toi ilay hoe olona monina eto lafrantsa ihany v sa tsy mifidy satria ny tenako dia mandalo ihany no aty fa tsy monina aty fa any dago ito ny adiresi mailako toniric1-at-hotmail.com andefasanareo an ilay demos

Eric
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9734