Colonely sarila
1. pulm
(
23/03/2012 10:55)
Tsy hoe manamaiva azy aho akory amin'ny zavatra mahazo azy amin'izao, dia ireto avy: migadra mandrampahafaty, marary any amin'ny hopitaly, za ary mino fa mbola misy zavatra mafy ahazo azy, ny antony ilazako izany dia ilay nataony tamin'ny 19 mars 2009 teny Antanimena, voalaza ao amin'ny Baiboly fa tsy azo atao ny mikitika na mamono olom-boahosotra na mpitondra fivavahana, nefa inona no nataony tamin'ireny? niaranahita isika, amiko izao mahazo azy izao famaizan'Andriamanitra, mifona ary mibebaha!!!!
novalian'i dadabe ny 06/04/2012 16:18
2. andrywui
(
23/03/2012 11:19)
pulm:
Tsy hoe manamaiva azy aho akory amin'ny zavatra mahazo azy amin'izao, dia ireto avy: migadra mandrampahafaty, marary any amin'ny hopitaly, za ary mino fa mbola misy zavatra mafy ahazo azy, ny antony ilazako izany dia ilay nataony tamin'ny 19 mars 2009 teny Antanimena, voalaza ao amin'ny Baiboly fa tsy azo atao ny mikitika na mamono olom-boahosotra na mpitondra fivavahana, nefa inona no nataony tamin'ireny? niaranahita isika, amiko izao mahazo azy izao famaizan'Andriamanitra, mifona ary mibebaha!!!!
Hoy ny Tompo !! izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy !!
samy nanao mpitondra fivavahana daholo zay mpitondra nifandimby teo !!
nisy ary matin'i dada mihitsy vo navelany kou
ny tamzany tsiranana zany no tsy haiko !!
3. rebiryx
(
24/03/2012 05:28)
Salama ry Namana rehetra, tena mitovy hevitra aminao tokoa aho ry pulm ary marina io hevitsika io fa ny hanampiako azy kely fotsiny angaha ny hoe : "Manaja ny Ray aman-DReninao dia ho ela velona ianao..." Tsy vitan'ny teny Antanimena iny ihany anie ry namana ny habibiana feno fanivahivana nataon'i sarila fa mbola nampiany ny fampijaliana nanaovany an'ny Ray aman-dreny be Manandafy teny amin'ny Carltone. Nahaontsa be tokoa ny fon'ny Malagasy maro tokoa ireny fehetsika ireny. Ka hoy aho hoe : "ny tody tsy misy fa ny atao no miverina".
Fa zao no izy Namana : "Aza mamaly ratsy ny ratsy..." fa avelao ho an'Andriamanitra no tompon'ny teny farany. Mahereza e !

andrywui:

4. niryna
(
26/03/2012 15:36)
rebiryx:ny tsy azoko koa anie dia hoe niaraka nanongana fanjakana teo daholo ry zalahy,ny teniratsy moa izany manginy fotsiny,tamin'izy namporisika ireo vatany sy vongana miaramila mijoro fotsiny tsy manana diploma ireny oooops ,dia maninona no lasa hoe voaheloka mandrapahafatiny indray ,sa tamin'izy namoaka ny tsianmarantelon'ny fanonganampanjakana (tsy nahazo izay vola nampanantenaina) ka tsy tokony higadra daholo ve raha izany ireo izay nanimba ny firenena teo ireo e (ny nandromba ny varotra,ny nivarotra ireo basin'ny miamila sy ny gendary,ny halatra etsy sy eroa,tsy ny nataon'ny mpitondra tamin'ny fanonganana ihany ve izao no averin'ireo olona ,ny sinoa sy ny karana nanome vola be tsy toko sy forohana hiambenana ny fivarotany sns e sa ? )
Salama ry Namana rehetra, tena mitovy hevitra aminao tokoa aho ry pulm ary marina io hevitsika io fa ny hanampiako azy kely fotsiny angaha ny hoe : "Manaja ny Ray aman-DReninao dia ho ela velona ianao..." Tsy vitan'ny teny Antanimena iny ihany anie ry namana ny habibiana feno fanivahivana nataon'i sarila fa mbola nampiany ny fampijaliana nanaovany an'ny Ray aman-dreny be Manandafy teny amin'ny Carltone. Nahaontsa be tokoa ny fon'ny Malagasy maro tokoa ireny fehetsika ireny. Ka hoy aho hoe : "ny tody tsy misy fa ny atao no miverina".
Fa zao no izy Namana : "Aza mamaly ratsy ny ratsy..." fa avelao ho an'Andriamanitra no tompon'ny teny farany. Mahereza e !
andrywui:
pulm:
Tsy hoe manamaiva azy aho akory amin'ny zavatra mahazo azy amin'izao, dia ireto avy: migadra mandrampahafaty, marary any amin'ny hopitaly, za ary mino fa mbola misy zavatra mafy ahazo azy, ny antony ilazako izany dia ilay nataony tamin'ny 19 mars 2009 teny Antanimena, voalaza ao amin'ny Baiboly fa tsy azo atao ny mikitika na mamono olom-boahosotra na mpitondra fivavahana, nefa inona no nataony tamin'ireny? niaranahita isika, amiko izao mahazo azy izao famaizan'Andriamanitra, mifona ary mibebaha!!!!
Hoy ny Tompo !! izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy !!
samy nanao mpitondra fivavahana daholo zay mpitondra nifandimby teo !!
nisy ary matin'i dada mihitsy vo navelany kou
ny tamzany tsiranana zany no tsy haiko !!
5. dadabe
(
06/04/2012 16:18)
kouaii leuleu...mannn et mann izany i colonely sarl kleuleu pondro dory sady bandinanakivy