misy afera maizina b matoa i damomo voapaingotra e

1. andrywui ( 20/03/2012 13:32)
ngah raha oe "mpitsara interanational "de tsy azo aotsana ! tsy maintsy petsaina refa nanao ny vinany na iza na iza ka , na i dada koa aza raha sanatria ka tonga de anotaniana azy ny adalana vitany ka raha tsy de nanao aoana de avela i tazy afaka manao fifidianana , fa raha oe namono olona na nangalabolampanjakana na otrotrizay kosa de tsy maintsy paingotra koa dada,,,
ze manao ny tsy mety de miditra izy zay !! - ka matoa ny fanjakana mipaingotra anlery ra mlam de nanao vinany tao tazy zany , donc milamina fotsn mlammn fa refa tsy meloka tazy de avoaka , androany angamba no mety ho ampahafantarina ny didy ;;aza taitaitra fotsn ny serasera.org fa tsy adala ny fanjakana !!
-raymond anie milay e !! ka raha tsy meloka i damomo de libre izy !! zay ane le kozy e !!
novalian'i dadabe ny 06/04/2012 16:20
2. milamm ( 20/03/2012 16:36)
tsapa avy hatrany fa tsisy tsangakevitra mazava oaoaoa, tsisy porofo oe am fiampangana na koa na fanajana zony voampanga resaka gisa mangalaketsa ftsn fitondrana meloka nanitsaka lalampanorenana sy nanomana vono olona mikararana 26/01/09 sy 07/02/09 itampoko sy firenena namporisika azy reo hiakatra teny ambohitsirohatra tsy ny CCO krisy nge no atao e fitsarana mamoaka didy am raharaha ambony toy tony e oh. fign, bani...Cour Supreme de la Justice oh
3. andrywui ( 20/03/2012 23:21)
mahagaga fa manameloka aniny 07/02/09 iny oe nataon'ny phat nareo ,, nefa mahagag fa refa navoaka ny didy sy ny hevitry ny avy any ivelany rehetra de i dada ihany no voapetsa aminio
4. andrywui ( 20/03/2012 23:31)
alefan'ny UI, UA sns .. ny fanjaitra hiodina de io eo fa eo amin'ny dada iany no manondro farany ny aiguille tsy mety miova mitsy fa de manondro eo amin dada foana !!!
5. dadabe ( 06/04/2012 16:20)
efa hoe mann et mann houaaa fa elah ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1339