Miaramila tsimisy hetra
1. pulm
(
14/03/2012 05:43)
Ny miaramila izany zao tsy misy hetra intsony e! mahagaga iany satria ve ry zareo ireo no nazahoana ny fanjakana dia tokony tsy handoa hetra? dia tokony ireo vahoaka nampiakatra azy teo koa ange zany tokony tsy ando hetre! sa ve ny vahoaka tsimisy ataorana ny zavatra ataony, fa raha vao mietsika eo ireo dia ny lakirimozenina no mitsena azy, fa raha ny tandroka aron'ny vozona no mietsika dia tsy maintsy karakaraina tsara sao dia hanody ny zavatra natao t@ 2009? (ny tody hono no tsimisy fa ny ataony no miverina)
Amin'izao enao raha mikarama mihoatra ny 250000 ariary dia angala hetra, nefa anie izany tsimisy dikany e! nefa mbola tsihifiny angalana kely iany!
Mbola hoavy ilay maraimbaovao fa tsy hoe alina foana akory ny andro

novalian'i kaiaja ny 16/03/2012 11:41
3. Hagg
(
15/03/2012 06:52)
Miarahaba,
Tokony hovoizina io lohahevitra io.
Raha tsorina dia be loatra ny hetra aloan mpando hetra eto amintsika fa ny tsy mando dia matavy eny ihany. Efa 20% ny karama ny hetra alaina ary dia izay tsy afa-manohitra ihany no voa. Ny karama nefa amin'io vary masaka (raha samy hikarama vary masaka ihany naleo nampiasain'ny vazaha). Ary ny tena loza dia ilay indemnité angalana hetra koa. Zavatra tsy fahita n'aiza n'aiza ary tsy ara-dalana mihitsy. Raha ny mpiasam-panjakana nefa dia efa sady kely ny karama no soavaly mianto-bilona.
Ka izay no tena nitakian'ny miaramila an'io satria efa lasa hetra daholo ny karama nefa ny asa tsy eran'ny aina (angamba...tsy vitan'ny rehetra kosa alo izany hiasa/disponible 24h/24 zany e, ankoatry ny fandaozana vady amanjanaka tsy voafetra).
Raha hiverina amin'ny hetra dia izao, betsaka ny orinasa zara raha mando hetra na tsy mando mihitsy, betsaka ireo fivarotana sy mpanafatra entana no tsy mando hetra ara-dalana. Ny risoriso ataon'ny mpiasan'ny finance tsy lazaina intsony nefa dia fanambakana namana tsotra izao. Ny azy zany ny karamany na angalana 20% aza mbola hainy ny manavotra an'iny 300% any ami'ny risoriso, fa ny mpiasampanjakana hafa dia mianto-bilona...ny Fram aza tsy voaloa ny karamany....Ny harenam-pirenena very anjavona tsy hita oe mankaiza, zara na tsy misy hetra miditra...izay tsy afa-manohitra ihany no kikisana e! Tsy milaza hoe mangalara koa fa mba aleo samy mitaky izay tandrify azy fa zo kosa angamba ny mitaky. (raha matahotra bombe lacry de mivonona mialoha...ampahafirin'ny mahazo ny Syriana sy ny Lybiana ireny?)-

4. rebiryx
(
15/03/2012 06:55)
Misaotra nama Pulm an ! tena mazava be sady marina daholo satria "ny fahoriana mitera-pifaliana" no andrandraintsika rehetra. Ny herin'ny be sandry koa anie mandalo sy miserana ihany fa ny vokatry ny fahaizana amam-pahalalana ombam-pahendrena no maharitra mandrakizay.
pulm:
Ny miaramila izany zao tsy misy hetra intsony e! mahagaga iany satria ve ry zareo ireo no nazahoana ny fanjakana dia tokony tsy handoa hetra? dia tokony ireo vahoaka nampiakatra azy teo koa ange zany tokony tsy ando hetre! sa ve ny vahoaka tsimisy ataorana ny zavatra ataony, fa raha vao mietsika eo ireo dia ny lakirimozenina no mitsena azy, fa raha ny tandroka aron'ny vozona no mietsika dia tsy maintsy karakaraina tsara sao dia hanody ny zavatra natao t@ 2009? (ny tody hono no tsimisy fa ny ataony no miverina)
Amin'izao enao raha mikarama mihoatra ny 250000 ariary dia angala hetra, nefa anie izany tsimisy dikany e! nefa mbola tsihifiny angalana kely iany!
Mbola hoavy ilay maraimbaovao fa tsy hoe alina foana akory ny andro
5. andrywui
(
16/03/2012 09:11)
Pulm ,sitlo a Iza no nilaza tamingah fa tsy mandoa hetra ny miaramila ???aza miteniteny fona fahatany fa tssss,, tva ,irsa ,tut ,....miala amin karama daolo ka oiaoiii ...
6. kaiaja
(
16/03/2012 11:41)
Aminao, ka inona ary no antony nigrevenzareo teo? momba ny hetra nalaina taminy ange e! dia ny CEMGAM no namaly fa efa niravona ny disadisa, inona izany fa tsy efa tsy mandoa hetra intsony izany ry zareo, sa manao saka belo fotsiny, aoka aloha azava fa ny hetra alaina tsy detaena otran' lazainao io fa tonga dia mitambatra, ny karama ange raha vao miotra ny 250000ar (1250000 fmg) dia angalana 23% be zao e!na ny miankina io na ny tsy miankina @ rafanjakana( aiza ry zalahy no tsy hifikitra eo)marina ny an' i Hagg hoe "angalana 20% izy dia honerany 300% be zao" fa ny madinika fona no tsihifina
Ny valin'ny an'i Stilo ndray dia ny dadan'ny lava nify ange ka miaramila Frantsay e! koa aiza ny Frantsay no tsy hibahatoerana