Le hoe nifiran'i Alain R. sy Ratsirahonana indray....

1. LEbotakely ( 02/03/2012 06:06)
Le hoe nifiran'i Alain R. sy Ratsirahonana indray. Ny fomba fijeriko dia tsotra ireo olona voalaza ireo anie olona tsy sahy milatsaka akory ho filohm-pirenena dia ahoana moa no iadivana aminy. Sao dia diso "cible" amin'izany.
novalian'i sitlo ny 02/03/2012 21:19
2. LEbotakely ( 02/03/2012 08:39)
Le hoe nifiran'i Alain R. sy Ratsirahonana indray. Ny fomba fijeriko dia tsotra ireo olona voalaza ireo anie olona tsy sahy milatsaka akory ho filohm-pirenena dia ahoana moa no iadivana aminy. Sao dia diso "cible" amin'izany. Ireo olona ireo aza matahotra fahadiranovana raha vao mahaheno fa hilatsaka i Zafisolo Clément koh! Fa mba manontany antsika tokoa aho iza ary no olona hilatsaka eo ka handresy an'io Ame io? I Rolland R. ve? I Monja ve? I Andry R. ve ? ny Maitso ve? I Pierrot ve sa i Tantely? Sa ry zareo ambassadeurntsika any Suisse? Sa i Ra8 sy RaDidy ary i Albert? Ny deuxième tour aloha raha ny analyse-ko (am maha mpanao gazety zah) dia ahitana Ame au moins en deuxième place.
3. Fheno ( 02/03/2012 08:47)
Tena adino nao fa mbola misy any Pasteur MAIHOL ao a,sady efa boboka zao ny mirevy anlery
4. LEbotakely ( 02/03/2012 08:52)
Efa nolazaiko foana ry Fheno fa i Maihol dia mpiteninteny foana. Manana antoko politika ve izy? Mahay izany fiainana ao anaty politika iznay ve izy ka hilitility hitondra firenena? Tsy hoe rehefa mahavory vahoaka dia hilatsaka. Fahadisoana hatrany izany teto am firenena. Mila olona efa nilona tam politika aloha voalohany. Olona manaiky fa misy ny fifandimbiasam-pirenena. I Zafisolo Clément dia hitondra mandritra ny 5 taona ihany saingy hanomana relève ny Ame mba hitohy ny asa. Tsy ny olona no zava-dehibe fa ny foto-kevitra iaraha-mitondra ao amin'ny antoko.
5. vony501 ( 02/03/2012 11:42)
1er tour ihany lesy io dia vitan-dra8 a!
6. andrywui ( 02/03/2012 19:46)
mahatoky an'i VITATSIKA IO aho ry botakely a ! ...efa mahahenika an'i madagascar zao ny programan'asany ! iza no ahavita autoroute mihodidina an'i gasikara zany iza ?? ..zay fotsiny defa mampitsangam-bolo hoe tsy anjaza ny asa !! ...vitatsika io no premiere liste eo fa jereo tsara anie ! en plus sady tanora no avarapianarana !!!...iaraha mahita eto anie e ! ...

zafisolo ve ? tsy manaratsy azy ah fa tsy naleo ve ny tena filohamboninahitr'io antoko io ihany ary mba azo azo niainana : Gl Ramakavelo Desiré !!!

fa hono oa ry botakely ! inona tokoa oa no nampiala an'ingah Gl ramakavelo tsy ho president an'io antoko io tsony e ???
7. madio ( 02/03/2012 20:12)

andrywui:

misaotra anao ry andrywui ho vitantsika io f'aza matahotra
8. sitlo ( 02/03/2012 21:19)
vony501:

1er tour ihany lesy io dia vitan-dra8 a!

Izay mihitsy izany.

LEbotakely> Maninona no sakanana Ravalo raha tena hitady filoham-pirenena voafidim-bahoaka.
Monja Roindefo aza efa mibabaka hoe natao martyr hiampangana an-dRavalo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3657