Dia namidin'i TGV ho an'ny Air France indray izany ny ampahan'ny Air Mad e!
1. sitlo
(
02/02/2012 12:01)
Misoko miadana tsy re-tsaika.
Teny amin'ny 13 Mai:
TGV- amidy ny air force one fa tsy ilaina eeeee.
Foza- oeeeeeeeeee
Nony avy eo.
TGV- tsy amidy indray fa avadika avion commercial ho an'ny Air Mad eeeeee
Foza- oeeeeeeeeee
Nony avy eo.
TGV- ho amidy indray hanamboarana hopitaly lehibe mitovy ny any andafy eeeeeeeee
Foza- oeeeeeeeeee
Nony avy eo, tsy hay hoe aiza na aiza. Fa ilay hopitaly lehibe mitovy ny any andafy aloha dia lasa any an-kibon'ny omby.
Nony avy, hoy France.
Tsy manaraka ny norme eoropeanina ny roplanin'ny Air mad ka tsy afaka mankany intsony eeeee.
Gasy petaka: fa nankaiza izany ilay roplanina vaovao?
TGV: toray laklimozenina ireo eeeeeee
France: izany ny laklimozenina gratuit be dia be eeeeeee
Nony avy eo.
France: omenay roplanina iray ny Air Mad ka ho afaka misidina mankany France indray eeeee
TGV: izany hono eeeeeeee
France: fa soniavo hoe lasanay ny ampahan'ny Air Mad eeeeeeeee
Foza: tsy koaaaaaaaa

novalian'i a256011 ny 04/02/2012 15:57
2. sitlo
(
02/02/2012 12:03)
PS: mbola ela be izany 2011 izany fa izao no mila fiovana ny malagasy fa mijaly eeeeeee
3. locl
(
02/02/2012 15:18)
EEEEE, mampalahelo izany fa rehefa kelikely eo isika dia la sa territoire outre mer kou angambany.
4. Djhamhal
(
03/02/2012 06:44)
salut daolo klou é !
mampalahelo be fa tena miaina ao anatin' ny fahantrana tanteraka ny malagasy am zao
mampalahelo be fa tena miaina ao anatin' ny fahantrana tanteraka ny malagasy am zao
5. andrywui
(
03/02/2012 09:49)
Djhamhal:. Pfffff...... Maita lazaina ery ra sitlo zao aminireo tapakazo eo amn mason'ny phat ,,,fanga tsy itan'ingah s'y mbola tsy ren'ingah ilay oe : hampanana ny mbola tsy manana ,,de tsy haka ny an'ny efa manana eeeeee .......de faly ery ny gasy tamzany ary hatramizao ry le sitlo de mbola hosana ,hosana iany ..... Nefa de ita be zao fa vao maika nampisitrika tany amn afobe !!!!
salut daolo klou é !
mampalahelo be fa tena miaina ao anatin' ny fahantrana tanteraka ny malagasy am zao
6. a256011
(
04/02/2012 15:57)
Ho ahy kosa alou! tanjona ilay hoe : "hampanana ny mbola tsy manana ,,de tsy haka ny an'ny efa manana", sy ny hoe : "hanana 4L daholo ny isan-tokantrano". Mitovy @ tanjona hoe : "hoany @ paradisa daholo ny Kristiana", Mbola ampiako indray aza hoe toy ny tany tondra-dronono sy tantely (Kanana) izay hafa mihitsy no niheveran'ny zanak'Israely azy t@ andron'i Mosesy. Tanjona daholo izany, fa niankina t@ tsika no nahatanteraka na ahatanteraka izany. Fa na izany aza, t@ andron-dRavalo, betsaka ny ny zava-bita tsara noho ny @ zao fotoana izao (tsy hilaza hafa tsy ny lalana izay notsatsoina hoe tsy azo hanina). Ankehitriny anefa, ny lalana potika, ny hanina tsy zarizary, ny tsy fahandriampahalemana manginy fotsiny... Tsy misy olona tongalafatra tokoa, saingy ny président tsika @ zao kosa tena tsy aninontsianinona e! tsisy atokona hoy ny fiteny. Raha mba niandry fifidianana fa tsy nanongam-panjakana ohatr'zay mety mba ho hafa ny fipétrany...Kanefa asa aloha e! matoa mbola maro ny manohana an-dRavalo dia maro zany ny nahazo tombotsoa t@. Ny mahazo tombotsoa @ zao fotoana izao dia ny MPANGALATRA, ny MPAMONO OLONA. Samy nisy mpangalatra avokoa na izao na taloha, fa ny ankehitriny kosa ...