mila fanampiana

1. miavaka ( 24/01/2012 07:13)
misy Gynécologue ve ato fa misy olana ka mila fanampiana avy aminareo
misaotra inrindra
novalian'i faed16 ny 30/06/2016 06:27
2. bichette ( 25/01/2012 12:23)
tsy zinekology aho fa inona ny olanao sao misy afaka manampy
3. miavaka ( 27/01/2012 06:09)
misaotra anao fa alohan'ny resaka dia te hanotany anao za hoe vavy sa lahy enao dia efa manambady sa tsy fa miakina am izany manko ilay resaka tiako lazaina aminao
misaotra indrindra anao
4. 3ctor ( 27/01/2012 12:03)
Ny vadiko akia gineco dia lazao ilay olana fa mahaihay koa aho.
5. harry5 ( 27/01/2012 20:03)
fa inouna no idiran ilay fanotanina hoe efa manambady fa tsy apetraka le fanotan toi ohatra ??
6. miavaka ( 28/01/2012 06:07)

harry5:

fa inouna no idiran ilay fanotanina hoe efa manambady fa tsy apetraka le fanotan toi ohatra ??

misaotra anjy aki namaly ahy an! andraso ary averiko sorotana eto ilay olona dia mino aho fa afaka hamaly ahy tsara izany injy dia misaotra mialoha am famaliana ny fanotaniako an!
Za dia manana olana toy izao ka sao mba afaka manampy ahy ianareo : za aloa dia vehivavy 33 ans e ! bola tsy manambady fa celibate bola tsy niteraka koa mazava ho azy, nanana olana teo am régle-ko aho, vao heritaona izay no tsy mande noramle ny régle-ko fa miovaova betika mande dia mbetika tsy mande tam izy tsy mande aloa dia tsy nisy rapport sex mihitsy tsy nisy olona niaraka tamiko mihitsy nandritra ny 1 ans izay dia tsy novakiako loha koa moa aho, fa rehefa tsy mande ilay régle-ko dia misy 2 mois na 3 mois tsy mande, dia ohatra izany fona matetika, taty aoriana za nanatona dokotera dia nolazaiko azy ilay olana misy teo am vatakao dia nomeny pilule (Pile Plan) aho mba hampande azy, dia nihinana nandritra ny 3 mois za dia nande somatsara ilay izy pendant 3 mois fa rhefa tapitra ilay fihinana azy dia tsy nande indray, marihako fa tsy misy rapport tam izy tsy tonga io an! taty aoriana bola tsy nande ihany ny régle-ko , am izao anefa misy olona miaraka amiko ka maniry hiroso am lalindalina kokoa izahay, naniry mba hiteraka amiko izy satria samy efa taona tokony hananay zanaka ny taonanay sady efa niaray trano koa moa izahay, tsy napalalaiko azy ny toebatako ary tsy nolazaiko azy fa nieritseritra aho rehefa manao rapport angamba za dia mety hiverina ny régle-ko dia manotany ahy ny régle-ko izy hoe tam oviana no nande dia mody noforonoiko fotsiny dia nilaza izy fa tokony hitoe-jaza aho satria andro maha lonaka no nanaovanay rapport, dia nisy firaisana fona nandritra ny fiarahanay ka hatramin’izao, am izao anefa dia nanotany ahy izy fa tokony efa hande ny régle-nao fa maninona no tsy mande hatramin’izao dia nilaza za fa miadry kely fa mety tara izy matoa tsy mande, rehefa tsy mande dia mety bevoka aho, hatramin’izao bola tsy tonga dia farany nanao teste de grosse aho dia valiny ilay teste negative dia gaga izy hoe tsy mande ny régle nefa ny valiny negative, dia io no mahalasa ny saiko hoe maninona no tsy tonga nefa ny valiny teste negative, nanatona dokotera aho ka nohazavaiko azy ilay olana dia nilaza izy fa mila mitsabo tena aho fa matory ny taovampananahako ka mila tairina, ka manatona ireny Gynécologue ireny, nefa ra ny fafatarako azy dia somary lafo ny manatona ireny gynécologue ireny , za anefa tsy manana hoen-timanana am izany ka mba mangataka torohevitra aty aminareo aho sao mba efa nisy tratrany izany ola-ko izany taminareo, na sao misy gynécologue na sage-femme ato mba hanoro ahy izay tokony hataoko, dia inona no mety mahatonga an’izany, marihako fa tam za nande dokotera dia efa nanao échographie aho fa tsy misy kiste na fibrone fa normale tsara ny tranonjanako
Dia misaotra indrindra anareo am torohevitra
7. miavaka ( 28/01/2012 06:11)
io aki lay olana ry 3ctor mino aho fa afaka mamaly ahy tsara injy dia mba hanotanio any vadinjy akia inona no hataoko an!
dia misaotra akia am famaliana ahy an!
8. doola ( 30/01/2012 19:11)
salama e! kay mo izany msiy tsy mety fa tsy hoe salama! za manana soso-kevitra ho anao, izany hoe Doc izaho izay miresaka, fa ny mahazo anao dia mety ho zavatra tsotra nefa koa mety ho sarotra fa aza mieritreritra hoe lafo ny makany am gyneco fa tokony ho any ianao, tsy ampy ne raha echo fotsiny fa betsaka ny tokony ho jerena, ny dosage hormonal sns...ny radio HSPG, ny FCV, Ary aza manary toky fa izany no nanaovana ny anarana hoe "patient" rehefa marary. Miresaha am ilay olona miaraka aminao, aza misy hafenina fa lasa manahy izy, raha tena tia izy dia afaka mifameno ianareo amin'izay tokony hatao. Manatena aho fa mety nisy hevitra voarainao ihany ! Ny taonanao izany tsy mbola olana, dia cool fa aza stressée amzany. Am manaraka e!

miavaka:

io aki lay olana ry 3ctor mino aho fa afaka mamaly ahy tsara injy dia mba hanotanio any vadinjy akia inona no hataoko an!
dia misaotra akia am famaliana ahy an!
9. miavaka ( 31/01/2012 08:31)
misaotra anareo am famaliana ny olako eny efa manana heritseritra hanatona ireny gynécologue ireny koa aho fa sao manko misy mitovy olana amiko no mahatonga ahy mitatara izao olako izao ato am forum
misaotra betsaka
10. bichette ( 01/02/2012 12:27)

doola:

salama e! kay mo izany msiy tsy mety fa tsy hoe salama! za manana soso-kevitra ho anao, izany hoe Doc izaho izay miresaka, fa ny mahazo anao dia mety ho zavatra tsotra nefa koa mety ho sarotra fa aza mieritreritra hoe lafo ny makany am gyneco fa tokony ho any ianao, tsy ampy ne raha echo fotsiny fa betsaka ny tokony ho jerena, ny dosage hormonal sns...ny radio HSPG, ny FCV, Ary aza manary toky fa izany no nanaovana ny anarana hoe "patient" rehefa marary. Miresaha am ilay olona miaraka aminao, aza misy hafenina fa lasa manahy izy, raha tena tia izy dia afaka mifameno ianareo amin'izay tokony hatao. Manatena aho fa mety nisy hevitra voarainao ihany ! Ny taonanao izany tsy mbola olana, dia cool fa aza stressée amzany. Am manaraka e!

miavaka:

io aki lay olana ry 3ctor mino aho fa afaka mamaly ahy tsara injy dia mba hanotanio any vadinjy akia inona no hataoko an!
dia misaotra akia am famaliana ahy an!

efa nahita olona mitovy cas aminao aho. vehivavy aloha aho e ! ;-) voalohany aloha ny conseil omeko anao dia aza manafina na inona na inona amin'ilay olona miaraka aminao, satria mety hampitaintaina azy mafy mihitsy ny fahitany fa tsy mety tonga ny regle-nao ary tot ou tard hi remarquer izy hoe misy zavatra hafahafa izy izany satria ny regle-nao tsy mety tonga anefa ianao tsy bevoka, ka aleo tenenina azy dieny amboalohany satria mampiseho azy koa ianao amin'izay fotoana izay fa "honete" et "respectable" ary mizara azy ny rehetra. ianao namorona daty regle dia efa nandainga taminy, ka any aoriana any raha mi decouvrir izy, satria hi decouvrir izy, hoe tsy ara dalana ny regle nao dia mety hi se retourner contre toi ilay izy, ho lazainy fa mandainga aminy ianao ary mety tsy hatoky anao 100% intsony izy, malahelo izy satria ianao tsy mahatoky azy, matahoatra azy ary mety hiteny koa aza izy hoe sarotra ny hananganana tokatrano satria ny fiatomboan'ny fiarahana mihitsy defa misy tsy fifampatokisana sy kiafinafina. ka mamela ahy hilaza fa lazao izy ny momba ny toe batanao.

ilay namako otranao izay, nankany gyneco izy dia nanao test rehetra ary salama tsara ary notenenin'ny gyneco fa afaka miteraka soa amantsara, saingy ny cycle no lasa lava be izany sy miovaova be ary ny periode d'ovulation koa izany manaraka an'izany. izy koa ela be tsy nisy firaisana ka tsy hay na avy tamin'io no nahatonga ilay izy. tsy marary izy fa salama tsara mihitsy. amin'izao fotoana izao tsy fantatro na manao ahoana ny toe batany fa efa elaela izahay no tsy niresaka ary miaraka amin'olona izy izao.

mila fantarina hoe rahoviana ny periode d'ovulation, àsa na misy fitaovana hahafantarana an'izany na tsia, raha toa ka regulier hoe 3 mois ohatra ny regle nao dia azo vinaniana ihany ny periode d'ovulation-nao satria 14 j avant ny premier jour de regle foana ny ovulation na inona na inona.

ny hevitro aminao aloha dia hoe mandehana miverina mijery gyneco mihitsy indray ka miteny aminy ny fanirianao hiteraka. mety omeny hormone ianao fa tsy pilule, ny pilule manko tsy mampiteraka.
marina fa lafolafo anefa aleo manao an'izany, miafy kely.
11. miavaka ( 02/02/2012 11:14)
salut, misaotra anao bichette am torohevitra nomenao ahy hiezaka ary haka fotoana mihitsy zany hanatona ireny gynécologue ireny fa hono aho ry bichette mety fatatrao ve inona avy no testa sy analyse nataony dia mety inona koa ilay fanafody nohaniny napiverina ilay regle normale sa samy mamana ny toebatany io, eny mety tsy mety amiko ilay pilule fa mety misy fanafody hafa mety amiko fa izay no tsy haiko sa tsy mety mihtsy ra tsy manatonga gynécologue fa izy ihany no mahafatra an'izany ve; fa na izany aza tsy maintsy mande aho fa za fotsiny no bola miadry fotoana kely hanaovako azy aho satria mety handany fotoana sy hivezivezy be za am izany fa ra ohatra ka mahafatatra olona mitovy olana amiko enao ka ra azo anotaniana mikasika ny fanafody sy ny zavatra nataony izy dia mba lazao aho, azafady indrindra anao aho dia misaotra mialoha amin'ny famaliana

bichette:

doola:

salama e! kay mo izany msiy tsy mety fa tsy hoe salama! za manana soso-kevitra ho anao, izany hoe Doc izaho izay miresaka, fa ny mahazo anao dia mety ho zavatra tsotra nefa koa mety ho sarotra fa aza mieritreritra hoe lafo ny makany am gyneco fa tokony ho any ianao, tsy ampy ne raha echo fotsiny fa betsaka ny tokony ho jerena, ny dosage hormonal sns...ny radio HSPG, ny FCV, Ary aza manary toky fa izany no nanaovana ny anarana hoe "patient" rehefa marary. Miresaha am ilay olona miaraka aminao, aza misy hafenina fa lasa manahy izy, raha tena tia izy dia afaka mifameno ianareo amin'izay tokony hatao. Manatena aho fa mety nisy hevitra voarainao ihany ! Ny taonanao izany tsy mbola olana, dia cool fa aza stressée amzany. Am manaraka e!

miavaka:

io aki lay olana ry 3ctor mino aho fa afaka mamaly ahy tsara injy dia mba hanotanio any vadinjy akia inona no hataoko an!
dia misaotra akia am famaliana ahy an!

efa nahita olona mitovy cas aminao aho. vehivavy aloha aho e ! ;-) voalohany aloha ny conseil omeko anao dia aza manafina na inona na inona amin'ilay olona miaraka aminao, satria mety hampitaintaina azy mafy mihitsy ny fahitany fa tsy mety tonga ny regle-nao ary tot ou tard hi remarquer izy hoe misy zavatra hafahafa izy izany satria ny regle-nao tsy mety tonga anefa ianao tsy bevoka, ka aleo tenenina azy dieny amboalohany satria mampiseho azy koa ianao amin'izay fotoana izay fa "honete" et "respectable" ary mizara azy ny rehetra. ianao namorona daty regle dia efa nandainga taminy, ka any aoriana any raha mi decouvrir izy, satria hi decouvrir izy, hoe tsy ara dalana ny regle nao dia mety hi se retourner contre toi ilay izy, ho lazainy fa mandainga aminy ianao ary mety tsy hatoky anao 100% intsony izy, malahelo izy satria ianao tsy mahatoky azy, matahoatra azy ary mety hiteny koa aza izy hoe sarotra ny hananganana tokatrano satria ny fiatomboan'ny fiarahana mihitsy defa misy tsy fifampatokisana sy kiafinafina. ka mamela ahy hilaza fa lazao izy ny momba ny toe batanao.

ilay namako otranao izay, nankany gyneco izy dia nanao test rehetra ary salama tsara ary notenenin'ny gyneco fa afaka miteraka soa amantsara, saingy ny cycle no lasa lava be izany sy miovaova be ary ny periode d'ovulation koa izany manaraka an'izany. izy koa ela be tsy nisy firaisana ka tsy hay na avy tamin'io no nahatonga ilay izy. tsy marary izy fa salama tsara mihitsy. amin'izao fotoana izao tsy fantatro na manao ahoana ny toe batany fa efa elaela izahay no tsy niresaka ary miaraka amin'olona izy izao.

mila fantarina hoe rahoviana ny periode d'ovulation, àsa na misy fitaovana hahafantarana an'izany na tsia, raha toa ka regulier hoe 3 mois ohatra ny regle nao dia azo vinaniana ihany ny periode d'ovulation-nao satria 14 j avant ny premier jour de regle foana ny ovulation na inona na inona.

ny hevitro aminao aloha dia hoe mandehana miverina mijery gyneco mihitsy indray ka miteny aminy ny fanirianao hiteraka. mety omeny hormone ianao fa tsy pilule, ny pilule manko tsy mampiteraka.
marina fa lafolafo anefa aleo manao an'izany, miafy kely.
12. bichette ( 04/02/2012 07:42)
Miavaka > Ny tadidiko aloha dia "ovule" ireny no natsofoka tao anaty vagin ireny no nataony e ! toa izay ihany fa izy aza toa tsy nihinana pilule izany akory. dia bien sur test toy frottis, echographie ireny koa juste hijerena raha misy olana manokana mahatonga ny regle tsy regulier ; fa mandehana ianao any amin'ny gynecologue malaza azo antoka tsara. afaka manampy anao tsara izy amin'izany.
13. doola ( 04/02/2012 08:51)
salama! izao koa e! ny zavatra tsara ho fantatra dia ny aretina dia tsy misy ny mitovy fa ny mitovotovy nga ka ekeko. Ka ny mahazo anao an! tsy hitovy amin'ny mahazo ny hafa , ka izay no tsara hanatonana gyneco, sao lahy vao maika mikorontana ny regle sy ny taova .Dia aza manandrana fanafody hafatsy izay omen'ny dokotera , sao hoe nety tamin'i namako ty dia hohaniko, ny olana anie dia ity tsy fananana ity dia rehefa mahita izay zakan'ny vola dia iny eritreretina hoe mety, nefa izay kahihitra ihany no lany be. Miafia aloha ianareo roa fa ny hoavin'ny fahasalamanao io (avenir obstetrical), dia lazao ny namanao fa aza afenina.
14. miavaka ( 06/02/2012 07:30)

salut misaotra anao namaly efa manana eritseritra hanotona an ireny aho ka
15. diamondra27 ( 07/02/2012 15:07)
salut miavaka: tena tsy maintsy mitady vola ihany ianao raha tena te-hahalala ny maina hitsaboana tena fa tsy vita @izao ilay manjo anao.

Mila manao prise de sang, échographie, sns . Anontanio hoe mamanareo raha ohatr'izany izy fahiny fa matetika manko dia manaraka ny toebatan'ny reny sy ny zanaka vavy, izany hoe: raha ohatra misy reny menopozy à 40 ans dia mety ho ohatr'izay koa ny hahazo ilay zanaka vavy.

Ny mahatonga ny règle tsy mandeha dia indraindray nohon'ny toebatantsika sy ny saintsika; ohatra hoe reraka na miasa saina be dia mi déregler le izy.
16. miavaka ( 08/02/2012 08:04)
misaotra anao namaly, tsy haiko alo ra efa nahazo ny mamako ilay izy e! ny mamako manko izao efa tsy eto tsony dia tsy hitako izay hanotaniana, fa za ko mihevitra hoe noho ny stress sy ny harehanaa dia mikorotana ilay izy ka mahatonga azy tsy mande efa nanao échographie ihany manko za fa tsy misy kiste na fibrone fa normale tsara ilay izy ka tsy misy hatahorana,
izay ary aloa fa misaotra anao namaly
diamondra27:

salut miavaka: tena tsy maintsy mitady vola ihany ianao raha tena te-hahalala ny maina hitsaboana tena fa tsy vita @izao ilay manjo anao.

Mila manao prise de sang, échographie, sns . Anontanio hoe mamanareo raha ohatr'izany izy fahiny fa matetika manko dia manaraka ny toebatan'ny reny sy ny zanaka vavy, izany hoe: raha ohatra misy reny menopozy à 40 ans dia mety ho ohatr'izay koa ny hahazo ilay zanaka vavy.

Ny mahatonga ny règle tsy mandeha dia indraindray nohon'ny toebatantsika sy ny saintsika; ohatra hoe reraka na miasa saina be dia mi déregler le izy.

17. Ratoa ( 12/02/2012 17:32)
miavaka; rehefa tsy manana reny intsonyianao dia manana rahavavindreny na anbavindreny. Reny daholo izany.
Manantona dokotera fa tsy voatery ho lafo izany ny fitsaboany. Ary ny fahasalamana anie ka tsy voavidi-mbola é! Mety ho pré ménopause no miseho aminao .
Manaraka izany, manantona renijaza sy mpanotra raha i Madagasikara no misy anao. Misy mahay anie izy ireny é! tsy voatery ho hody gasy fa misy koa hanana mampitoe-jaza toa ny talapetraka.
18. faed16 ( 30/06/2016 06:27)

miavaka:

harry5:

fa inouna no idiran ilay fanotanina hoe efa manambady fa tsy apetraka le fanotan toi ohatra ??

misaotra anjy aki namaly ahy an! andraso ary averiko sorotana eto ilay olona dia mino aho fa afaka hamaly ahy tsara izany injy dia misaotra mialoha am famaliana ny fanotaniako an!
Za dia manana olana toy izao ka sao mba afaka manampy ahy ianareo : za aloa dia vehivavy 33 ans e ! bola tsy manambady fa celibate bola tsy niteraka koa mazava ho azy, nanana olana teo am régle-ko aho, vao heritaona izay no tsy mande noramle ny régle-ko fa miovaova betika mande dia mbetika tsy mande tam izy tsy mande aloa dia tsy nisy rapport sex mihitsy tsy nisy olona niaraka tamiko mihitsy nandritra ny 1 ans izay dia tsy novakiako loha koa moa aho, fa rehefa tsy mande ilay régle-ko dia misy 2 mois na 3 mois tsy mande, dia ohatra izany fona matetika, taty aoriana za nanatona dokotera dia nolazaiko azy ilay olana misy teo am vatakao dia nomeny pilule (Pile Plan) aho mba hampande azy, dia nihinana nandritra ny 3 mois za dia nande somatsara ilay izy pendant 3 mois fa rhefa tapitra ilay fihinana azy dia tsy nande indray, marihako fa tsy misy rapport tam izy tsy tonga io an! taty aoriana bola tsy nande ihany ny régle-ko , am izao anefa misy olona miaraka amiko ka maniry hiroso am lalindalina kokoa izahay, naniry mba hiteraka amiko izy satria samy efa taona tokony hananay zanaka ny taonanay sady efa niaray trano koa moa izahay, tsy napalalaiko azy ny toebatako ary tsy nolazaiko azy fa nieritseritra aho rehefa manao rapport angamba za dia mety hiverina ny régle-ko dia manotany ahy ny régle-ko izy hoe tam oviana no nande dia mody noforonoiko fotsiny dia nilaza izy fa tokony hitoe-jaza aho satria andro maha lonaka no nanaovanay rapport, dia nisy firaisana fona nandritra ny fiarahanay ka hatramin’izao, am izao anefa dia nanotany ahy izy fa tokony efa hande ny régle-nao fa maninona no tsy mande hatramin’izao dia nilaza za fa miadry kely fa mety tara izy matoa tsy mande, rehefa tsy mande dia mety bevoka aho, hatramin’izao bola tsy tonga dia farany nanao teste de grosse aho dia valiny ilay teste negative dia gaga izy hoe tsy mande ny régle nefa ny valiny negative, dia io no mahalasa ny saiko hoe maninona no tsy tonga nefa ny valiny teste negative, nanatona dokotera aho ka nohazavaiko azy ilay olana dia nilaza izy fa mila mitsabo tena aho fa matory ny taovampananahako ka mila tairina, ka manatona ireny Gynécologue ireny, nefa ra ny fafatarako azy dia somary lafo ny manatona ireny gynécologue ireny , za anefa tsy manana hoen-timanana am izany ka mba mangataka torohevitra aty aminareo aho sao mba efa nisy tratrany izany ola-ko izany taminareo, na sao misy gynécologue na sage-femme ato mba hanoro ahy izay tokony hataoko, dia inona no mety mahatonga an’izany, marihako fa tam za nande dokotera dia efa nanao échographie aho fa tsy misy kiste na fibrone fa normale tsara ny tranonjanako
Dia misaotra indrindra anareo am torohevitra
ity misy torohevitra tsara mikasika ilay fotonanao io Neny Mitongava enao aty 67ha fa misy olona mahay an'io aty , fa manana enao fitokisana tsara fa zaho miresaka anao zao io tsy mampiresaka anao fa miteny anao ny marina io ny numako ; 0331486817
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4361