REGARDER Vidéo Nidona-tsetroka indray ny Grenadocratie teny Ambohijatovo

1. vatofototra ( 18/01/2012 08:34)
REGARDER Vidéo Nidona-tsetroka indray ny Grenadocratie teny Ambohijatovo

http://www.vatofototra.com/
novalian'i zonia ny 21/01/2012 12:49
2. pulm ( 18/01/2012 12:52)
zany no atao hoe demonikirasia, sady ny olona koa ange efa zatree! mety ho marary aza raha tsy mandre fofona lakirimozenina rehefa misy fivoriana tahaka ireny, efa mahazatra io ee!!!!!
3. andrywui ( 19/01/2012 23:32)
efa nolazaina fa tsy nahazo alalana mbola milingilingy iany ko !! tany tsisy fanjakana anga izy ty ??? VOA AMZAY VAO MALAKY MIPAPAPAPA ATSY SY AROA OE ZAO EEE ZAO EEE NEFA EFA NOLAZAINA MIALOHA TSSSHHH
4. zonia ( 21/01/2012 12:49)
Inty ny hany tiako ambara: manoa mission @ tafika manga aty afrka aho zao. Miaina @ tany miady. Sahirana be ny vahoaka aty @nay. Lafo be ny vidim-piainana, satria be ny vahiny ary mampiasa Devise. Tsy miteny ny farantsa.
Mentalité sy fiaraha-monina: Be ny soloky ataon'ireo vahoaka naona ireo @nay vahiny mba ahafahany mivelona. Lany henatra ny vehivavy, satria tsy maintsy mivaro-tena raha te hisakafo, hitifa, hampiana-janaka. Tsisy fidiny intsony ny mariazy sy tokan-trano, satria Rangahy tsy miasa ( 97% ny taux de chomage), ramatoa tsy maintsy mihodina amenoana ny banga ao an-trano. Ny ankizy naona mandeha mianatra, hany ka viravirain'ny miaramila vahiny ny tovovavy kely. SnS e!

IZANY REHETRA IZANY NO VOKATRY NY PRESENCE DES FORCES INTERNATIONALES ( ONU, SAD sns...)
Raha tiantsika ny hiaina @ zavatra toy izany dia antsoiny hatrany ny SADC na ny hafa.
Hasakasakareo aloha, fa raha ny tena dia mandà tanteraka. Ary vonina hifampiresaka @ zay Politicien mitady présence des forces internationales any Dago. Tary ampy solaitra mantsy ny aty , ka tsy mifendro @-na politicien be tsy andraofana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4234