vava no betsaka sisa eto fa zero daholo .....

1. andrywui ( 04/01/2012 22:59)
Ny sasany aza efa jihatra de mitanondrika miditra sisa miditra eto de mijokojoko mivoaka eto !! satri nahoana ??? hanjakan'ny RATP ny sehatra ary handihizan'ny SNCF ny kianja ..!!!hoahoahoahoahoa !!!!

- ka izao no izy ry reto a !! aleo miaraka amn mahery fa mihaahia eo ampiandrasana olotokana tsy hanao zavatra eo nareo !!io ny lamasinina io mirifatra be mitaingena fa vonona ny acceuil RATP hamaly ny fanotanianao !! rehefa zay de lasa isika direction lalana mianatsimo !!!

- be anie ireo efa naka toerana e !! tadidio fa na i Yves Aimée faranze nataorana sy mafy be indrindra iny aza lasa controleur zao !! mpitaky ticket ....

- ka aiza tsony ze fanantenana eo fa modia hianareo zay nania fa vonona handray anareo hianatsimo ny tenanay !!

--- anaovana antso manokana i tonton Hery !!!!!!
novalian'i rijadolly ny 05/01/2012 04:11
2. rijadolly ( 05/01/2012 04:11)
Hoy i Andrywui:

- be anie ireo efa naka toerana e !! tadidio fa na i Yves Aimée faranze nataorana sy mafy be indrindra iny aza lasa controleur zao !! mpitaky ticket ....


hihihihi! ny fomba filazan'se azy koa dia tena mampihomehy :-)
izany ve no fitaritana ny olona hiditra koa tsy aleo manangana sambo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0994